Normandia

I Normandia dia faritra ara-jeôgrafia sy ara-kolontsaina ao amin' ny tapany avaratra-andrefan' i Frantsa, faritan' ny ranomasina Manche.

Atao hoe Normaundie na Nourmaundie izy amin' ny teny nôrmana, Normandy amin' ny teny anglisy ary Normandie amin' ny teny frantsay. Ankehitriny dia mahafaoka ny fari-piadidian' ny Basse-Normandie (departemantan' i Calvados sy departemantan' i Manche ary departemantan' i Orne) sy i Haute-Normandie (departemantan' i Eure sy departemantan' i Seine-Maritime).

Tags:

Fiteny anglisyFiteny frantsayFrantsa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Apôkalipsy Gnôstikan' i PeteraKabary am-panambadianaFiteny finoàKisarisary ÔfitaRongonyFanafodyFamoronana (finoana sy fedrà)ParashaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Dakota Atsimo24 MeyTeôlôjiaNy Avana RamanantoaninaSinaZanahary (finoan-drazana malagasy)Taratasin' i LentolosyJames Dewey Watson1899NizeriàArkôntikaAterinetoSinôgramaWikiFahaleovantenaTobilehibeHasinaNederlandyOhabolanaKôngô-BrazzavilleTestamenta TalohaBibilavaKôrà (zanak' i Esao)São PauloEvanjely grikan' ny EjipsianaFiraisana ara-nofoFiteny rosianaVolanaLoksemborgaHermann HesseFiteny aostrônezianaTobilehibe FarihimenaVoronaFiangonana Loterana MalagasyErwin WurmWikimaniaAnjara (finoana)Aleksandra LehibeMetôdiôsy avy any ÔlimpôsySorona masinaViennaFihetseham-poFiteny antesakaRepoblika Demokratika MalagasyAdizaozaAntankaranaBodo (mpihira)ZanadralamboVietnamyApôkalipsy voalohan' i JakôbaMir Alisher NavoïGeorges AndriamanantenaSikidy malagasyFanonganam-panjakanaAlahasatyVavaka dimy fanao isan' andro (silamo)Baiboly amin' ny teny malagasyBokin' i IsaiaÔliva (zavamaniry)🡆 More