Masôreta

Ny Masôreta dia ireo manampahaizana jiosy niandraikitra ny fampitana ny Masôra (Masorah), izany hoe ny fampitana ny endriky ny lahatsoratry ny Baiboly hebreo sy ny fomba tokony hanononana ny soratra sy ny teny hebreo ao aminy amin' ny fametrahana mari-tsoratra maneho zanapeo (atao hoe nikkud) sy tsindrimpeo.

Fanagasiana ny andian-teny hebreo hoe בעלי המסורה / ba'alei hamassora, "mpampianatra ny lovantsofina" ny teny hoe masôreta.

Ny asan' ny Masôreta izany dia ny fandraiketana ny lisitry ny Kôdeksa masôretika izay ahitana endrika sy firehana maro hatramin'izay ka hatramin'ny taonjato faha-9 taor. J.K. ka ny fomba fanoratr'i Aharon ben Asher avy any Tiberiada (na Tiberiasy) no noraisina ho filamatra.

Tags:

Abidy hebreoBaiboly hebreoMasorahTeny hebreoTsindrimpeoZanapeo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ArintanyRaminiaAhmedabadCaptain FlamingoSeti ITeny malagasy ôfisialyFeoFiarakaretsakaMpandrindra milinaISO 3166-1Pi73.agHerinandroGrisy93Noidan40Tsady1990Vintana1959Amerika LatinaWikibolanaPôlitika eto Madagasikara25G10Kalandrie hindoaTFitodika mpanaoMpampiankina fehezankevitraTetiandro jolianaMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraFifohazana (kristianisma malagasy)SekolySam MalinFiteny kôsaUtahParker, South DakotaXPôlineziaSora-tsikidy malagasyAnjara (finoana)19571995Atena1893IPaska jiosySikidy malagasyVaryAndriamanitra (tokana)Fitsanganan' i Jesoa ho velona64Fady (malagasy)MEspainaDinan' i VarsoviaBokyArgetLisitry ny filohan' i MadagasikaraPhiladelphiaAndriamanitra (finoan-drazana malagasy)Fahateraham-baovao (kristianisma)Epistily ho an' ny Efesiana2014AutricourtRepoblika Demôkratikan' i KôngôHFiangonana Loterana MalagasyNôrvezy17Gazy karbonika1980🡆 More