Tiberiada

I Tiberiada na Tiberiasy dia tanàna renivohitr' i Galilea (na Galilia), ao amin' ny tapany avaratr' i Israely.

Amin' ny teny hebreo izy dia atao hoe טבריה / Tverya, amin' ny teny grika dia atao hoe Τιβεριάς / Tiberias, amin' ny teny latina dia atao hoe Tiberias, ary amin' ny teny arabo dia atao hoe طبرية / Tabarīya. Tanàna manan-tantara sy mahasintona mpizaha tany i Tiberiada. Ny tanàna taloha dia hita ao amin' ny tapany atsimon' ny tanàna ankehitriny.

Jereo koa

Tags:

Galilea (faritra)IsraelyTeny araboTeny grikaTeny hebreoTeny latina

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

407MahajangaWindsteinLiokaJoseph LecornuFangitra ara-jeografiaKor'anyTetiandro iraniana.lbHerinandro871Sikidy63Mpampiankina fehezankevitraTetiandro miozolmanaFizaràn-taona1854Repoblika Demokratika Malagasy1982Tsimihety13Christophe ColombRadama IIFiainana19709DAleksandra LehibeFiteny malayLisbonGujarat196793OhioSeti IMarsa (fajiry)BazaugesLambres-lez-DouaiFakaQ3718931914Tanala186818481793Fiteny kikôngô1806Fiangonana Jesosy MamonjyTambajotra sôsialySan-MarînoKretaSalamo faha-22Fanekem-pinoana nikeanaParisyJán ĎuricaAveloChristopher DunnRaÔksizeninaMeySafodranoFiraisana ara-nofoSolifaraFiangonana Loterana Malagasy86Roipitika2001HaoayAntankaranaSam Malin🡆 More