Vahoaka Ao Ginea Kisy

Ny Kisy dia vondrom-poko ao Afrika Andrefana, izay vondrona fahefatra lehibe indrindra ao Ginea, mandrafitra ny 6,2 % amin' ny mponina.

Hita any Liberià sy Siera Leôna koa ny Kisy. Miteny ny fiteny kisy izy ireo, izay anisan' ny sampam-piteny mela (mel) ao amin' ny fianakaviam-piteny nizerô-kôngôley.

Ny Kisy dia malaza amin' ny fanaovana harona. Nalaza tamin’ ny fahaizany manefy vy koa izy ireo taloha, satria nanana tahiry vy be dia be ny faritra misy azy sy ny foko hafa mpifanolo-bodirindrina aminy. Ny Kisy mpanefy dia namokatra ny "vola kisy" malaza.

Jereo koa

Tags:

Afrika AndrefanaFianakaviambem-piteny nizerô-kôngôleyGineaLiberiàSiera Leôna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

KainaFamadihanaAast, Pyrénées-AtlantiquesTsekiaEorôpaBetlehemaFaritany eto MadagasikaraTsimihetyMontanaSoisaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaJohn DaltonHabakabakaTetiandro malagasyFiteny kreôly haisianinaAlahamadyRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaLisitry ny gazety ao MadagasikaraDistrikan'i MaintiranoCurrent events2012Fiteny taỳJerosalemaFiteny tiorkaTsirinteny sara-droaHasinaFiangonan' i Jesoa Kristy ho an' ny Olomasin' ny Andro FaranyFamonjenaMeivazyFady (malagasy)ZanabintanaAdy LehibeRanavalona IIIFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraVoronaWikiOzbekistànaIràkaNjakatianaAsorotanyKristianisma eto MadagasikaraMatyEtazoniaForyVictoire RasoamanarivoSiansa ara-tsôsialyFivavahana eto MadagasikaraLanitra (finoana)vietnamyRamevaMalakiaArmeniaWikipediaJesoaFaritanin' AntananarivoJôbaZahaNazaretaMpamari-toetraRégis Rajemisa RaolisonTobim-pifohazanaFanatontoloanaFomban-drazana31 MartsaWilliam III an'i AngleteraBiôgrafiaElliot ShevelHarin-karena faobeAdalo🡆 More