Katekisma Lehiben' I Lotera

Ny Katekisma Lehiben' i Lotera na Foto-pianarana Lahibe dia katekisma na katesizy nosoratan' i Martin Lotera.

Ahitana asasoratra nataon' i Lotera sy lahatsoratra kanônika kristiana natambatra izy io, navoaka tamin' ny Avrily 1529. Atao hoe Der Große Katechismus izy amin' ny teny alemàna. Ity boky ity dia natokana ho an' ny mpitondra fivavahana mba hanampiana azy ireo indrindra amin' ny fampianarana ny fiangonany, sy ho an' ny raim-pianakaviana amin' ny fampianarana ny ankohonany.

Katekisma Lehiben' I Lotera
Pejin-dohatenin' ny fanontana voalohany ny Katekisma Lehiben' i Lotera, Wittenberg 1529.

Pejin-dohatenin' ny fanontana voalohany ny Katekisma Lehiben' i Lotera, Wittenberg 1529.

Misy fizaràra dimy ny Katekisman' i Lotera:

Ny Katekisma Lehibe, miaraka amin' ny lahatsoratra hafa mifandraika aminy, dia navoaka tao amin' ny Bokin' ny Kônkôrda tamin' ny taona 1580.

Jereo koa

Tags:

Fiteny alemànaKatekismaMartin Lotera

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Kanaana (faritra)vietnamyRasoherinaFivavahana eto MadagasikaraOhabolanaTontolo iainanaAnatôliaKabary famangianaRepoblika MalagasyMarovatoTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôMalakiaRajoelina AndryBokin' ny SalamoFaritra ItasyAntemoroAterinetoFitaovam-piadianaDarryl StarbirdSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFransiskaninaAngatra (aretina)Sampan-tenyOkrainaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)IndôneziaDidy FoloTantaran' i EtazoniaWilliam III an'i AngleteraMatyFivavahan-drazana malagasyFiteny kasmiryFanjakan' i Israely (mitambatra)Fiangonana Loterana MalagasyDagestànaPôlitika eto MadagasikaraTantaraEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)AmerikaAsorotanyBokin' i DanielaSaint-Clément, AisneApôkrifan' ny BaibolyAngleteraKilamba-KiaxiTsindrimandry (fivavahana)Repoblika Entim-Bahoakan' i SinaKazakstànaJirofoMpamari-toetraSydneyAljeriaFiteny kreôly haisianinaFanatontoloanaFiarahamoninaHasina (zavamaniry)Current eventsVorombolaFady (malagasy)ArmeniaMatoantenyTestamenta VaovaoAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaEveka849Firaisana ara-nofoFiangonana Loterana Malagasy Nohavaozina🡆 More