Robinson Jean-Louis

Jean-Louis Robinson, teraka tamin'ny 1952 tao Ampasikely, dia olom-pirenena malagasy.

Jean-Louis Robinson
Ankapobeny
Anarana Jean-Louis Robinson
Teraka 22 Martsa 1952
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Madagasikara
Asa :
  • mpanao politika
Fiainana manokana

Tamin'ny governemantan'i Ravalomanana izy dia minisitry ny fanatanjahan-tena, ny fahasalamana, ny fandrindram-piterahana, ny fiarovana ara-tsôsialy (2004-2008) ary minisitry ny kolontsaina.

Kandidà ny antoko AVANA amin'ny fifidianana filoham-pirenena malagasin'ny taona 2013 ary lohalaharana tamin'ny fihodinana voalohany.

Biôgrafia

Teraka tao Ampasikely tamin'ny 1952 i Jean-Louis Robinson. Nianatra tao amin'ny ESSCA Antanimena ary nahazo ny bakalaorea Siansa ara-traikefa tamin'ny 1970, nianatra tao amin'ny Oniversiten' Antananarivo izy ary nivoaka ho dokotera tamin'ny 1980.

Jereo koa

Robinson Jean-Louis 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tarika matoantenyJules Verne15Tendrombohitra GarizimaFinlandyFangitra ara-jeografia56Jonathan SwiftAntanosyNadia ComăneciTsadyAlbaniaSalamo faha-22Abdellatif FellainiNormandia181940AntalaotraPhilip MountbattenFifohazana (kristianisma malagasy)AveloHaintanyMenalambaTanora Malagasy Vonona1922TranonkalaSampy (malagasy)95MeyRajoelina AndryJapànaAlakaraboTsỳRadama IIVoambolanaNosyVolana (fotoana)Fitsanganan' i Jesoa ho velonaAurora, Colorado731992Geparda21Adrian WinterKolontsaina malagasyElefanta afrikaninaJessica DavenportAlemaina1839Nederlandy2007AutricourtAntankarana55Firenena BaltaFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraBaraIndônezia1995Mpampiankina (fitsipiteny)Fiteny kôsaBrexitBiôgrafiaISO 4217TobilehibeArabia SaoditaFaritr'ora1967Baolina kitraAMikea5🡆 More