Hetsika Karismatika Evanjelika

Ny hetsika karismatika evanjelika na hetsika karismatika ara-pilazantsara dia firehan' ny kristianisma evanjelika (na evanjelisma) izay manandratra avo ny fanomezan' ny Fanahy Masina.

Nanomboka tao Etazonia tamin' ny taona 1960 izy io ka nisy akony tao amin' ny fiangonana rehetra na prôtestanta na katôlika na evanjelika ary nandray anjara tamin' ny fiforonan' ny fiangonana evanjelika tsy miankina maro. Miavaka amin' ny pentekôtisma io hetsika io noho izy tsy manao ny fiteny tsy fantatra ho hany porofon' ny batisan' ny Fanahy Masina izay nambaran' i Jesoa mialoha sady manome toerana lehibe ny fahasamihafan' ny fanomezam-pahasoavan' ny Fanahy Masina. Araka ny tarehimarika nomen' ny Pew Research Center dia ahitana mpino miisa 305 000 000 io hetsika io tamin' ny taona 2011.

Jereo koa:

Tags:

Batisan' ny Fanahy MasinaEtazoniaEvanjelismaFanahy MasinaFanomezan' ny Fanahy MasinaFiteny tsy fantatraJesoaKatôlisismaPentekôtismaPrôtestantisma

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Repoblika Fahefatra (Madagasikara)IsraelyKatôlisismaArthur KrauseAdimizanaNew JerseyFanasan-tongotra (fivavahana)Eugene, OregonSihanakaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaFanekem-pinoana apôstôlikaCarl Gustav JungJohn AdamsFiteny hebreoBrezilaSomeraFiteny latinaHerinandro MasinaNikaragoaOmbyAnaranaFaritanin'i KrabiGoogleYom KippurSinôgramaSina (lohateny mitovy anarana)Current eventsEllwood City, PennsylvaniaMerinaTaom-baovao malagasyAlahadin' ny Sampan-kazoBokin' ny SalamoDurrësWayback MachineFahaleovantenaAlakaraboJesoa araka ny silamoTafika an-tanetyJa'far al-SâdiqNeptonaFamakafakana ny BaibolyMouthoumetWiki FoundationAl-MuwattaStonehengeHermann LeyAnjara (finoana)TerakaRadama VoalohanyTailandyFanekena VaovaoAndro fankalazana ao amin' ny jodaismaChristopher CollesSary292Friant, KaliforniaFiavian' i Kristy fanindroanyLisitry ny firenenaFehezantenyGorontaloMuslim ibn al-HajjajFamoronana (finoana sy fedrà)Razana (finoana malagasy)Fikomian' i Bar KokhbaZiva17711525Muhammad al-BukhariNatoralisma (filôzôfia)AraraquaraFory🡆 More