Fiteny Tamaseka

Ny fiteny tamaseka dia fiteny toarega ampiasain' ny Toaraga any Maly indrindra, izay antsoina koa hoe fiteny tamasena, tamasekina, tômaseka, tamasagta na toarega.

Olona miisa 500 000 any ho any no miteny tamaseka, anisan' izany ny olona 378 000 ao Maly (2014). Ampianarina any amin' ny sekoly ambaratonga fototra maliana izy io, ary amporisihin' ny governemanta amin' ny alalan' ny fampianarana ny olon-dehibe. Izy io dia ampiasaina ho fiteny faharoa ho an' ny mpampiasa ny fiteny sôngay kôira siiny, kôirabôrô seny, ary tadaksahaka

Tags:

Fiteny sôngayFiteny toaregaMalỳToarega (vahoaka)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Wayback MachineLibiaFivavahana eto MadagasikaraTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôApôkrifan' ny BaibolyAnatôliaAndriamasinavalonaFiteny kirondyVictoire RasoamanarivoLuciano SpallettiBokin' ny GenesisyMadagasikaraForyBokin' i IsaiaÔseaniaTodyBaraGerd GanteförRaki-pahalalanaArmenia31 MartsaBokin' ny mpaminany (Baiboly)OlombelonaBaiboly amin' ny teny malagasy1989Kristianisma eto MadagasikaraOnitiana RealyDemôkrasiaIràkaSampan-tenyRaozyFisoronana sy fanalana vintanaTrombaMediaWikiBorondyNazaretaLisitry ny filohan' i MadagasikaraFifandraisan-davitraRoandaAlahasatyMerkioraHoratio NelsonAsombolaTolom-bahoaka tamin' ny 1947Fanekem-pinoana apôstôlikaJohn DaltonJirofoSorona masina2006Testamenta VaovaoVezoFokom-pirenen' i IsraelyHolatra849MôsikaoKabary famangianaAdaoroTsindrimandry (fivavahana)FotoanaFanahyFivavahan-drazana malagasyMponina eto MadagasikaraFiteny betsileoHasina (hery tsy hita maso)Ry Tanindrazanay malala ôPoaceaeJôbaEpistily ho an' ny Rômana1910🡆 More