Fiangonana Evanjelika Shine

Ny Fiangonana Evanjelika Shine na Fiangonana Ara-Pilazantsara Shine dia fiangonana ara-pilazantsara niorina teto Madagasikara tamin'ny taona 2004.

Mifandray amin'ireo fiangonana evanjelika any Afrika izy ka miezaka mampiroborobo ny evanjelisma eto Madagasikara. Efa ahitana io fiangonana io koa ny any Belzika sy Afrika Atsimo. Ny Pastora Patrick Andrianarivo sy ny Pastora Fara Andrianarivo vadiny no nanorina azy. Isan’ireo atao hoe fiangonana zandriny izay miasa ho an'ny fitorianana ny Filazantsara ho an'ny Malagasy izy, indrindra ho an'ny tanora monina an-tanan-dehibe.

Jereo koa:

Rohy ivelany

Tags:

Afrika AtsimoBelzikaEvanjelismaFiangonana ara-pilazantsaraFiangonana zandrinyFilazantsaraMadagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Elliot ShevelAntanosyVatosoaAdaloFoko eto MadagasikaraDmitri MedvedevDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Mpandrindra milinaTolom-bahoaka tamin' ny 1947Repoblika MalagasyFiteny kasmiryFitenim-paritra malagasyNFaritra eto MadagasikaraFiteny kirondyTobilehibew97csQIT Madagascar MineralsMaleziaSandam-bolaMalakiaForyBokin' i IsaiaRajoelina AndryRaki-pahalalanaFirenena MikambanaFanandroana malagasySaint-Clément, AisneISO 4217SinaTarehin-tsoratra araboTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaFiteny hebreoLitorjiaFampianaran-diso (fivavahana)Benjamin DisraeliMasikoroPôlitika eto MadagasikaraAndriamanitra (ankapobeny)Faritra AndroyMpampitohy (fitsipiteny)DokuWikiHasina (hery tsy hita maso)Fiteny kreôly haisianinaHelsinkiMediaWikiSakramentaAhidamboFivavahan-drazana malagasyKolontsaina malagasyBaraBaiboly amin' ny teny malagasyLahatra (finoana malagasy)Tantaran'i MadagasikaraKongonaMeyAnthiyurTestamenta TalohaBetsileoFerenc AndrásPaiso (voany)NjakatianaTorkmenistànaAljeriaFivavahana abrahamikaAziaTetiandroTetiandro malagasyZanatsoratra1840Asombola🡆 More