Félix Tshisekedi

I Félix Antoine Tshisekedi Tshilombo, dia mpanao pôlitika sy mpitondra fanjakana ao amin' ny Repoblika Demôkratikan' i Kôngô (RDK), teraka tao Léopoldville tamin' ny 13 Jona 1963, filohan' ny Repoblika hatramin' ny Janoary 2019.

Lany ho filoha lefitry ny Vondrona Afrikana izy tamin' ny 9 Febroary 2020 ary miasa mandritra ny tana 2021. Lany ho filohan' ny Repoblika izy tamin' ny fifidianana izay natao tamin' ny Desambra 2018. Na dia maro aza no tsy nanaiky ny fahalaniany noho ny fiheverana fa nisy ny hala-bato sy ny hosoka, dia izany fifidianana izany no azo lazaina fa nanaja ny fifandimbiasam-pitondrana hatramin' izay nahazoan' ny RDK ny fahaleovan-tena.

Félix Tshisekedi
Félix Tshisekedi tamin' ny taona 2019.

Jereo koa

Tags:

LéopoldvilleRepoblika Demôkratikan' i KôngôVondrona Afrikana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

JAsaFaritra VatovavyTantara ny Andriana eto MadagasikaraHiragasyFaritany eto MadagasikaraAlarobiaFrank ZappaEorôpa AtsinananaPeteraPôlitika eto MadagasikaraGuangdongFoko eto MadagasikaraSandam-bolaKilalakySamsônaZanabintanaFilazam-potoana hoavyWiki FoundationAngatra (aretina)Zanahary (finoan-drazana malagasy)PaskaCurrent eventsFady (malagasy)Fanasan' ny TompoFokom-pirenen' i RobenaBenoà XVEjipta1964GidroAndrianampoinimerinaMpisolo manontanyZairaFivarotana andevoGeorges AndriamanantenaFahefana Avon' ny Tetezamita1997BetsileoRepoblika Demokratika MalagasyMôralyFiangonana zandrinyMarc RavalomananaApôstôly roa ambin' ny foloFiteny soedoàKolontsaina malagasyJobilyFamoranaSinemaJodaismaHasidismaKabary tera-baoPattaniIndôneziaAbidy ara-drafipeo iraisam-pirenenaFitiavan-tanindrazana20 SeptambraLoteranismaAndrianaSiliaDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)FahazavanaFahaizana mamaky sy manoratraAdy Lehibe Voalohany1899Tantaran' i MadagasikaraTsimihetyPaiso (voany)Sôdôma sy GômôraFamadihanaFivavahana eto MadagasikaraMickey MouseLahatraFomban-drazana🡆 More