Bodà

Ny bodà dia olona nanatanteraka fifohazana ara-panahy vokatry ny fahendrena (prajñā), izany hoe nahatratra ny nirvāna na nihoatra ny fifaniheran-droan'ny samsāra.

Mety hantsoina amn'ny anarana hafa koa izy: भगवत् / Bhagavat ("sambatra"), जिन / Jina ("ilay nandresy"), तथागत / Tathāgata ("Tonga araka izany"). Anaram-boninahitra izany ny hoe bodà.

Ny anarana hoe bodà dia fanagasiana ny teny sanskrita hoe बुद्ध / buddha "voafoha", endrika iharana/atao amin'ny foto-matoanteny sanskrta hoe बुध् / budh-, "mifoha", "mahatsiaro tena". Mety hanondro olona samihafa io anarana io ka ny fantatra indrindra dia ilay nanorina ny bodisma, dia i Siddhārtha Gautama izay modelin'ny bodà madio sy tongalafatra (sansktita: सम्यक्सम्बुद्ध, samyaksambuddha).

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Sokatra maitsoOlombelonaRindrankajy wikiFiteny japôneyVolamenaEtazoniaGorontaloAntiliaUsain BoltFanagasianaInstagramAdimizanaFisoronana sy fanalana vintanaArdècheFamongoran-taranaka nahazo ny Totsy tao RoandaSodànaRavoahangy-Andrianavalona JosephEllwood City, PennsylvaniaAmerika AvaratraSakalavaZoma masinaAntefasyKônfosianismaFikambanan' ny Fifanarahan' i Atlantika AvaratraSahih al-BukhariAndriamasinavalonaArthur KrauseFandraisanaSaryOkmulgee, OklahomaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Kublai KhanSakramentaForyJônà (mpaminany)FatidraJúlio César BaptistaSahih al-TirmidhiPaska1771EvolisionaMohamadyCourçayVolafotsyFanandroana malagasyAkohoSão José da VarginhaCarentanSogny-aux-MoulinsFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraBoky faharoan' i Henôka1989SôkratyMouhammad al-BoukhârîMuslim ibn al-HajjajFiteny atabaskanaVahao ny OlokoJacques FrançoisBrezilaKutub al-SittahKatôlisismaVirjiniaAppleRobin WilliamsOniversite20 SeptambraWiki FoundationMerinaBokin' ny SalamoAC/DCAlahasatyDebianJakarta🡆 More