Fiteny Sanskrity: Fiteny indiana taloha

Ny fiteny sanskrity na sanskrita (संस्कृतम / saṃskr̥tam) dia fiteny anisan' ny fanakaviam-piteny indô-eorôpeanina ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-arianina any India.

Misy teny mbola ampiasain' ny fianakaviana Brahmàna sy sekoly spiritoalista. Ny manam-pahaizana indiana sasany dia mbola miteny sy mamoaka boky na manao valandresaka amin' io fiteny io. Ny fiteny sanskrity dia ampiasaina indrindra amin' ny lahatsoratra ara-pivavahana hindoa sy bodista ary amin' ny lahatsoratra siantifika. Ny fanisana natao tamin' ny taona 1981 dia nahitana fa miisa 6 100 ny olona miteny sanskrita ary tamin' ny taona 1961 dia tany amin' ny 194 400 ny isan' ny olona nilaza fa miteny sanskrity ka manao azy ho fiteny faharoa. Iray amin' ny fiteny ôfisialy ao India ny fiteny sanskrity.

Fiteny Sanskrity: Fiteny indiana taloha
Mbola ambangovangony  amin'ny resaka fiteny ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Jereo koa

Rohy ivelany

Tags:

BodismaFiteny indô-arianaFiteny indô-eorôpeaninaFiteny ôfisialyHindoismaIndia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Lisitry ny firenena800Fiteny iranianaFilazantsara araka an' i LiokaMerinaFaritany AmerikanaFiteny finoàSeptambraFanandroana malagasyFivavahana amin'ny razanaHaisoratraFatranaFanahy612Kristianisma eto MadagasikaraVintana (finoan-drazana malagasy)Antambahoaka1417SolombavambahoakaVaryFanenomanaTanora Malagasy VononaFilazantsara sinôptikaRepoblika Malagasy10 AprilyAngôvoEpistily ho an' ny RômanaApôlinarismaFahefana mpanao lalànaTebay (Ejipta)Fiteny nôrveziana2006AndrianampoinimerinaPôlitikaBlaogyJibotỳFiangonana ôrtôdôksa tatsinananaFanekem-pinoana nikeanaAdizaozaTetiandro gregôrianaFirenena MikambanaMôsikaoMatoatoaFahefana mpanatanterakaFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraHoditraTestamenta VaovaoVolanaKabary tera-baoRNy Avana Ramanantoanina153Fanavakavaham-bolon-koditraSan FranciscoMadagasikara zanatany frantsayPenguin1431SimiaMarovatoSeleokosy IFanahin' ny vatanaFisoronana sy fanalana vintana5 AprilyFanahy MasinaMpanao gazetyPoaceaeVolahavana GermaineFiteny aromanianaRepoblika Demôkratika MalagasyFanahy Masina (kristianisma)Kyiv24 Febroary🡆 More