Vahoaka Baktiary

Ny Baktiary dia vahoaka iraniana monina any Iràna atsimo.

Ny tany onenan' izy ireo dia manana velarana mirefy 75 000 km2, izay any amin' ny tapany atsimo amin' ny tangoron-tendrombohitr' i Zagros eo anelanelan' i Ispahan sy Ahvaz. Miisa eo anelanelan' ny 1 000 000 sy 1 500 000 eo izy ireo. Miteny amin' ny fiteny baktiary, izay endriky ny fiteny lôry, izy ireo.

Vahoaka Baktiary
Baktiary mpifindrafindra monina

Tags:

AhvazFiteny lôryIranianina (vahoaka)IrànaIsfahan

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

VHaitsikerafitenyMiosFiteny alemànaNioeEpistily ho an' ny Efesiana96KabaryMadagasikaraLoharanoZômbySodinaJoliet, IllinoisVoambolanaTsỳ1900Kapila mateza3Apôstôly roa ambin' ny foloTantaran' i MadagasikaraFahateraham-baovao (kristianisma).etOklahoma CityAdaoroMashhadOvid87WashingtonGuiyangMakoa (malagasy)Bokin' i Daniela1681584Fiteny kôsaNefilimaDonald BitzerMpampiankinaAlemainaCorrentinaWilliam Rowan Hamilton1915Foko eto MadagasikaraNederlandyKeralaHarin-karena faobeWiki Commons1922Portable Document FormatJonathan SwiftFitodika mpanao88Fizaràn-taonaVolana (fotoana)Ranomasimbe ArktikaSaikanosy IberikaAndriamisara19761974FacebookBritaina Lehibe1728Captain FlamingoRambondanitra13 DesambraFanavaozana pôtestantaKolikolyVitsika1559Razana (finoana malagasy)U🡆 More