Andry Sy Rihana Enti-Manavotra An' I Madagasikara

Ny AREMA dia antoko pôlitika eto Madagasikara noforonin-dRatsiraka Didier.

Ny taona 1976 no niforona ny AREMA (Antoky ny REvolisiona MAlagasy, amin' ny teny frantsay dia Association pour la REnaissance de Madagascar). Rehefa niverina teto Madagasikara i Ratsiraka ny taona 1996 ka nirotsaka ho kandidà ho filoham-pirenena indray, dia niova ho Andry sy Rihana Enti-manavotra an' i MAdagasikara ny AREMA. "Fanantenana Vaovao" no teny filamatra tamin' izany.

Jereo koa

Tsiahy

Tags:

Fiteny frantsayMadagasikaraRatsiraka Didier

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

TanyAlahamadyZakaria (rain' i Joany)Zava-manitraKaliforniaSannesMesiaAnjelyFiteny nôrvezianaFaritra BetsibokaFady (malagasy)WikiAsa AkiraAlahasatyFiteny rosianaAlakaraboFitampohaUbuntuDokuWikiFanandevozanaJoany Mpanao BatisaPôlitikaTetiandro malagasyLisitry ny filohan' i MadagasikaraFahavaratraFiteny ôksitanaFiteny latinaKristianisma ao MadagasikaraFirenenaFilazantsara araka an' i MarkaAJoany ApôstôlyRanavalona IHenri RatsimbazafyTriniteFotoanaFivavahan-drazana malagasyKabary am-panambadianaTsimihetyAndrianampoinimerinaMpampiankin-tenyEtazoniaKiantenyRajoelina AndryFahitana (finoana)Tantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôMpampiankina fehezankevitraLiokaDavida (mpanjaka)Andriandranando (foko)Faingo mihantonaVladimir LeninTokyoJean CalvinKônsobstansiasiônaBaiboly prôtestanta amin' ny teny malagasyZon' olombelonaForySilamoFifohazana (kristianisma malagasy)TwitterJirofoGeorges AndriamanantenaBrezilaAltaf ShaikhZhuge Liang🡆 More