Voanjobory

Ny voanjobory dia zavamaniry, mitovitovy amin' ny voanjo, ao amin' ny amin' ny fianakavian-javamaniry Fabaceae.

Avy atsy Afrika Andrefana ilay zavamaniry. Ny voanjobory dia mamasaka ny voany any ambanin' ny tany, toy ny voanjo. Azo hanina ny voany na mbola lena na efa maina, ary azo totoina na lena na maina mba hanaovana koba. Atao hoe Vigna subterranea ny anarany ara-tsiansa.

Voanjobory
Voanjobory

Jereo koa

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Afrika AndrefanaFabaceaeNofon-tanyVoanjoZavamaniry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AnimismaVondrona EorôpeanaFrançois MitterrandSiansaGuelphJinyHoratio NelsonAdimizana(2196) EllicottFilazantsara araka an' i MarkaAmpiposahana (faritra)485Robert StephensonMontaubanLu'anVendéeVirijiny (antokon-kintana)Faritanin'i KrabiWilliam KamkwambaBokin' ny SalamoEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Tendro satrokaFiangonana Ôrtôdôksa Kôptan' i AleksandriaRené DescartesFiteny litoanianinaDavid PizarroJônà (mpaminany)Jesoa ara-tantaraKrakówGregor MendelSogny-aux-MoulinsDušan BastaFiainan-tsi-hita (kristianisma)Al-TirmidhiSiramamyUsain BoltFidangan' ny vidim-piainanaOkmulgee, OklahomaEvekaSunan Abī DāwudAnganoShoahGranges-sur-AubeToliaraAndreas DorauThe SimpsonsVirjiniaIbn MajahJava AtsinananaAlahadin' ny Sampan-kazoAdy Lehibe VoalohanyFaritra SofiaJohn MajorRepoblika Fahefatra (Madagasikara)NederlandyParthénonAostraliaNikaragoaAnjelyHaditaGrisia TalohaLisitry ny gazety ao MadagasikaraUNIXAngatra (aretina)Baiboly amin' ny teny malagasyAlahamadyKristianisma eto MadagasikaraFiraisana ara-nofo🡆 More