Tsaramaso

Ny tsaramaso dia zavamaniry maniry isan-taona, izay antsoina amin' ny anarana siantifika hoe Phaseolus vulgaris L., volena hatao laoka.

Azo hanina miaraka amin' ny hodiny izy raha mbola tena maitso fa ny voany ihany no azo hanina rehefa maina izay misy prôteinina betsaka. Any Amerika Afovoany sy any Amerika Atsimo no fiavian' ny tsaramaso. Mandray anjara betsaka amin' ny sakafon' ny olombelona izy noho ny fananany tavolo sy prôteinina betsaka sady ahafahana mihazona ny azôta ao amin' ny tenan' ny olombelona.

Tsaramaso
Tsaramaso mandady miakara

Misy fomba roa no ihinanana ny voany: raha mbola tanora izy dia azo andrahoina miaraka amin' ny hodiny (pepany) ka antsoina hoe "tsaramaso tanora" no fiantso azy, raha efa matoy ny voany iena na maina ka efa mafy ny hodim-boany (pepany) dia andrahoina tsy ammin-kodiny ny tsaramaso.

Jereo koa

Tags:

Amerika AfovoanyAmerika AtsimoAzôtaPrôteininaTavoloZavamaniry

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FandraisanaFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaGambiaOlombelonaDemôkrasiaAbidy grikaAntevatoMozikaMaleziaUFamoronana (finoana sy fedrà)Rôma TalohaKabary tera-baoJohann Wolfgang von GoetheListrin'ny Farihy eto MadagasikaraRepoblika MalagasyTriniteTebay (Ejipta)21 MeyKolontsainaFivavahanaMpampiankin-tenyTerakaFiarahamoninaFanahy Masina (kristianisma)SilamoKabary famangianaBetelaTantaran' ny kristianismaFanahyAntesakaAostraliaAberdeen, South DakotaVikingy (vahoaka)Pôlinezia FrantsayPellevoisinWiki FoundationBokyJerosalema AndrefanaAterinetoAndrianaSomatraSivilizasiona mikenianaAndriamasinavalonaFanavaozana prôtestanta2004Fiteny hebreoBaolina kitraApôlinariôsy avy any LaôdikeaKôngô-BrazzavilleBaiboly katôlikaBenito MussoliniImmanuel KantEpifaniaSodànaFisaraham-pahefanaAdizaozaAdy an-tranoHiragasyLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyPenguinMontanaRadama VoalohanyHindoismaAdimizanaJean-Joseph RabeariveloMôralyRanoTeôlôjiaFiteny romantsaAmerika Atsimo1855Zezika🡆 More