Nofon-Tany

Ny nofon-tany dia fifangaroan' ny zavatra ôrganika, mineraly, etona, ranon-javatra ary zavamananaina miara-mihazona ny aina.

Manana anjara asa efatra ny nofon-tany: fitaovana ahafahan' ny zavamaniry mitombo, fitaovana fitehirizan-drano, famatsiana ary fanadiovana, ny fanovana ny atmôsfera eto an-tany, ary toeram-ponenan' ny zavamananaina. Ireo asa rehetra ireo indray no manova ny tany sy ny toetrany.

Nofon-Tany
Nofon-tany

Tags:

AtmôsferaEtonaMineralyRanon-javatraZavatra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Jean-Joseph RabeariveloVazimbaKalifata AbasidaNikolai TrubetzkoyKôngô-BrazzavilleAndilan-dranomasinaBatisaVondrona EorôpeanaAndriandranando (foko)La Réunion1905South El Monte, KaliforniaGovernemanta MalagasyRuesnesOigoro (vahoaka)Papoazia-Ginea-VaovaoFiangonana zandriny1536Malagasy (vahoaka)Sampy (malagasy)Banto (vahoaka)Omar ibn al-KhattâbShenzhenKinshasaJeômetriaHira (maky)6 JanoaryListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysThucydidesMasay (vahoaka)Steam (serivisy)Didy FoloFanahyAsan'ny fiangonana22 AogositraHasimpeoHesmondTorkiaAntemoroHenan'ombyGabe NewellZorofirarazanaJan HusVienna31 Aogositra1649VoalobokaZafisoroMediawikiMarovatoBanky Foibe EoropeanaSola ScripturaFiteny okrainianaZivaAndrianampoinimerinaInjenieriaFiteny newariEpistilin' i PaolyMahajangaChaozhouFiteny malay16151942FamadihanaFory500AleksandriaEdward James Harland🡆 More