Fitsipiteny Mpanao

Ao amin'ny haiteny sy ny fitsipiteny, ny mpanao dia anjara asa ara-kevitry ny teny (na andian-teny) manondro ny olona na zavatra manatanteraka ny asa ambaran'ny matoanteny ao amin'ny fehezanteny na fehezankevitra.

Tsy afangaro amin'ny lazaina ny mpanao, satria ny lazaina dia mety ho ny olona na zavatra iharan'ny asa, na tompon-toetra, sns; ny mpanao koa dia tsy voatery hisahana ny anjara asa lazaina fa mety ho fameno, ka atao hoe fameno mpanao.

Ohatra, ao amin'ny fehezanteny hoe Mihinan-kena ny alika sy Hanin'ny alika ny hena dia misahana anjara asa ara-keviteny mpanao ny teny hoe alika, nefa mitana ny anjara asa lazaina izy ao amin'ny fehezanteny voalohany fa fameno kosa ao amin'ny fehezanteny faharoa. Ao amin'ny fehezanteny hoe Maty ny alika dia lazaina ny teny hoe alika fa tsy mpanao.

Jereo koa

Tags:

Fameno (fitsipiteny)Fameno mpanaoFehezankevitraFehezantenyFitsipitenyHaitenyLazaina (fitsipiteny)Matoanteny

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny sakalavaFanahy MasinaSoavalyFanekem-pinoana apôstôlikaTsimihetyAlohotsy1901Wayback MachineHiram-pirenenaFenoarivo AtsinananaJeôlôjiaHaifisaina sy hetsi-poSMOTIGMarc RavalomananaPattaniFaditraZazavavindrano16 DesambraAdolf HitlerLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenySiméon RajaonaKinshasaSakramentan' ny filaharanaAngatra (aretina)Wiki CommonsFanahy (kolontsaina malagasy)Rafitra kôneksiônalyGeorge PeppardAterinetoMosavy (finoana malagasy)Paiso (voany)Tetiandro etiopianaHazolahyFiangonana Ara-Pilazantsara eto MadagasikaraFiompianaFaritra Atsimo-AtsinananaNy valanaretin'ny coronavirus eto Madagasikara1940AkohoMpampiankina fehezankevitraFiteny kazàkaGregor MendelRanavalona IFivavahana amin' ny razanaSiriaEkiomenismaSaolyLibànaFiteny kantôneyRay aman-drenyFiteny antandroyHasidismaRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaMpisolo toerana (fitsipiteny)Faritanin' AntananarivoTetiandro gregôrianaAntanosySakafo malagasySamgaraKataraBill ClintonAnjely potrakaJohann Balthasar NeumannVeliranoFiteny maanianyNikôlà IIIFiteny italiana🡆 More