Mahavavy Avaratra

I Mahavavy na Mahavavy Avaratra dia onin' i Madagasikara any avaratra, ao amin' ny faritra Diana, ao amin' ny faritanin' Antsiranana, izay mivarina mankany andrefana ao amin' ny Ranomasimbe Indiana.

Ao Maromokotro, tendron' ny tangorom-bohitra Tsaratanana no misy ny loharanony. Ambilobe no tanàna lehibe andalovan' i Mahavavy. Mamakivaky tany lemaka lonaka izy ka anodrahana tany mirefy 5 500 ha izay ampiasaina indrindra amin' ny fambolena landihazo.

Mahavavy Avaratra
Mahavavy Avaratra
Mahavavy - Ambilobe

Jereo koa

Tags:

AmbilobeFaritanin'AntsirananaFaritra DianaMadagasikaraMaromokotroRanomasimbe Indiana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Getsemane.jpSafodranoDidy FoloDavid WinelandUtahFiarakaretsakaRemi De PuydtSolifaraChris EvansWandignies-HamageStatistikaOklahoma CityBazaugesGujaratBokin'ny Olona GoavambeSilamoLambres-lez-DouaiJonathan SwiftVyVitsikaMaka (any Arabia Saodita)3John Fitzgerald Kennedy15 JolayFilazantsara araka an' i JoanyFiraisana ara-nofo12RosiaAutricourtBokin' ny Ohabolana6299Bokin' i DanielaFitsanganan' i Jesoa ho velonaHenôteismaIndôneziaFiteny siriaka19421911Tantara ny Andriana eto Madagasikara1957Lisitry ny filohan' i Madagasikara64NoidanPortable Document FormatZava-mahadomelinaEpistilin' i PaolyHaikintana1939RiyadhLohasahan' ny Hantsana LehibeFokon' i IsraelyTanyFitodika iharanaAterinetoLee Daniel CrockerAotrisyMashhad3 JanoaryTantaran' i MadagasikaraSalamo faha-22AdaoroFanjakana MitambatraRepoblika Demokratika MalagasySambatraFanjakan' AndriamanitraMosavy (finoana malagasy)Fahaizana mamaky sy manoratraFaritr'oraNederlandyNaperville, IllinoisGaliaSantiagoJodie Foster🡆 More