Diogo Cão

I Diogo Cão na Diego Cam dia mpitety tany pôrtogey izay nandeha indroa nanaraka ny morontsiraka atlantikan' i Afrika tamin' ny taonjato faha-15.

Teraka tamin' ny taona 1450 izy ary maty tamin' ny taona 1486. Araka ny lovantsofina dia teraka tao Vila Real izay misy trano lazaina fa nahaterahany, izy. Miaramila ny rainy. Nirotsaka tao amin' ny tafika an-dranomasina izy tamin' ny faha-14 taonany. Lasa kapiteny izy tamin' ny taona 1480. Niantoka ny filaminana tao amin' ireo tobim-barotra pôrtogey tao amin' ireo sisin-drano afrikana izy.

Diogo Cão
Diogo Cão

Tags:

AfrikaLovantsofinaPôrtogalyRanomasimbe AtlantikaVila-real

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AmontanaMpamari-toetraKilamba-KiaxiSiddhartha GautamaMasikoroAnanaBaraFrantsaJean-Joseph RabeariveloAast, Pyrénées-AtlantiquesFivavahana abrahamikaWikiIsaia (mpaminany)ZambiaFitaovam-piadianaOhabolanaTsekiaFiteny kreôly haisianinaAljeriaFransiskaninaSydneyAndriamanitra (tokana)TendryDistrikan'i MaintiranoSiansaVolana (fotoana)Hasina (zavamaniry)KristianismaEorôpaAziaFaritanin' AntananarivoFanandroanaJirofoTodyFampianaran-diso (fivavahana)HolatraAntananarivoAnaranaIndôneziaBetlehemaÔseaniaBokin' ny SalamoVezoBenjamin DisraeliFanjakan' ImerinaFanavakavahanaSorona masinaGeorges AndriamanantenaOraAterineto14 FebroaryDokuWikiAsaFiteny taỳHelsinkiGoaikaGaliaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaLisitry ny gazety ao MadagasikaraBokin' i IsaiaFiteny kasmiryFisoronana sy fanalana vintanaNôvambraGnôstisismaKabary tera-bao1840🡆 More