Carl Sagan

Carl Sagan dia mpanoratra, mpahaikintana ary mpampiroborobo ny siansa.

Carl Sagan
Carl Sagan
Ankapobeny
Anarana Carl Sagan
Teraka 9 Novambra 1934
Maty 20 Desambra 1996
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Etazonia
Asa :
  • mpanoratra
  • mpahaikintana
Fiainana manokana

Mizaka ny zom-pirenen'i Etazonia izy, teraka ny 9 Novambra 1934 ary maty ny 20 Desambra 1996.

Ireo asa fampahafantarany ny momba ny tontolo misy antsika no tena ahafantarana azy, amin'ny alalana boky, oronantsary ary fandaharana mitohy amin'ny fahitalavitra. Anisan'ireo sangan'asany malaza indrindra Cosmos sy The Pale Blue Dot. Amin'ny maha-mpahaikintana azy, anisan'ireo navitrika nitady zava-manan'aina any ivelan'ny tany (SETI) koa izy, ka nandefa zavatra maro momba ny tany niaraka tamin'ny sambon-danitra Voyager 1 tamin'ny taona 1977.

Ny fiainany manokana

Teraka tao Brooklyn, fokotany ao New York, Etazonia i Sagan.

Ny vadiny dia Lynn Margulis, Linda Salzman Sagan, Ann Druyan. Ny zanany dia Dorion Sagan, Jeremy Sagan, Nick Sagan.

Jereo koa

Rohy ivelany

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Carl Sagan 
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Tags:

Etazonia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Kolontsaina malagasyAndriamangarira11ArgetCachyManhasset Hills, New YorkAtenaIndiaKRômaSikidy41185521Fanavaozana pôtestantaTambajotra sôsialy18Naperville, IllinoisAziaZavakantoFahitalavitraPôlitika eto MadagasikaraZava-mahadomelina7017ArdècheSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlika1564Brexit18391926Tanindrazana, Fahafahana, Fandrosoana1999FamadihanaHazomangaRova ManjakamiadanaSômaly (vahoaka)YFiangonana Jesosy MamonjyWikipediaArabia SaoditaTetiandro malagasyFitodika iharanaMadagasikara zanatany frantsayAntandroyOrel HershiserDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)Jopitera3000C88HaitsikerafitenyListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysFiteny hongarianaNosy19571922.jpJodaismaFitodika mpanaoLansing, MichiganTetiandro jolianaFilazantsara araka an' i JoanyAurora, Colorado1650RanoFamoronana (finoana sy fedrà)951958KretaHans Christian ØrstedBetsileo19281Fifohazana (kristianisma malagasy)GujaratSeti I🡆 More