Bene Efraima

Ny Bene Efraima (Bene Ephraim), izay atao hoe Jiosy Telogo koa, satria miteny telogo izy ireo, dia vahoaka vitsy anisa monina indrindra ao Kotha Reddy, izy tanàna kely ao ivelan' i Chebrolu distrikan' i Guntur, sy ao Machilipatnam, distrikan' i Krishna, Andhra Pradesh, any India, ao akaikin' ny vinanihefaky ny ony Krishna.

Milaza ho taranaky ny fokon' i Efraima izy ireo, ka tamin' ny taona 1980 dia nanomboka nianatra sy niaina ny jodaisma.

Jereo koa

Loharano sy fanamarihana

Tags:

Fiteny telogoFokon'i EfraimaIndiaVinanihefaka

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiangonana Jesosy MamonjyFNôrvezyTetiandro malagasy12 Janoary411908JopiteraAndriandahifotsyFampakaram-badyTendrombohitra GarizimaSeha-pihariana voalohanyJonathan FrakesSihanakaMeyBourgogne, MarneHaitsikerafitenyHazomangaVAlbaniaRastafarismaHaikintana93ZomaMisiona Evanjelika Teratany eto Madagasikara60Loveland, ColoradoMpampiankina (fitsipiteny)39Noidan1868BChristopher WrenJodaismaGaliaListe des indicatifs téléphoniques internationaux par paysOkraina-2000KolikolyAndriamanitra (tokana)19 AprilyAngatraStatistikaNFriedrich NietzscheSatanaLansing, MichiganBob KhannaOvy1930HaintanyVolana (fotoana)Marsa (fajiry)SoronaMadagasikara zanatany frantsayBodisma teravada733 JanoaryLuc-ArmauKRanomasimbe ArktikaAzia83621Fangitra ara-jeografia1810Lohasahan' ny Hantsana LehibeBerlinSilamo1835DanubeNadia ComăneciNormandia1913Sakalava88Apôstôly roa ambin' ny foloTorkia🡆 More