Manolotrony

I Manolotrony dia tanàna ao amin' ny ao amin' ny tapany atsimon' ny Faritanin' i Fianarantsoa, eny ampitan' ny ony Mananantanana.

Ny Betsileo no foko tompontany ao. Misy mpanenona lamba arindrano sy lamba landy ao. Ao amin' ny faritra misy azy no ahitana ilay havoana Ambondrombe inoan' ny Malagasy sasany fa onenan' ny fanahin' ny maty, izay manana haambo mirefy 1 925 m. Ao Manolotrony koa no ahitana ny tobilehibe mitondra ny anarany, izay misy ny foiben' ny fifohazana Manolotrony izay naorin-dRavelonjanahary sady mahasarika mpanao fivahiniana masina isa-taona.

Tags:

AmbondrombeBetsileoFaritanin' i FianarantsoaFifohazana ManolotronyFivahiniana masinaMalagasy (vahoaka)RavelonjanaharyTobilehibe Manolotrony

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Charles XIV John an'i SoedaFahotanaSorona masinaFanambadianaSorabeAnjara (finoana)Larreule, Pyrénées-AtlantiquesParthénonFanekem-pinoana1525ToliaraFatidraAntom-pisian'ny olonaFanambaràna ny hevitry ny nofyWikibolanaRajoelina AndryEtazoniaSevilaJohn AdamsTsuyamaMarshall LeffertsKristianisma eto MadagasikaraDavid PizarroFanjakan' i MenabeVaryTeôlôjiaBratislavaPuerto RealPierre-Emerick Aubameyang1964Ezequiel LavezziJerôbôama IIKleôpatra VIIJesoa ara-tantaraKônfosianismaFiteny malagasy ôfisialyFizaràn-taonaTolom-bahoaka tamin' ny 1947Christopher CollesCulver City, KaliforniaTantaran' i MadagasikaraFikambanan' ny Fifanarahan' i Atlantika AvaratraAntemoroEokaristiaSogny-aux-MoulinsEjipta tamin' ny Andro Taloha292Hernán CrespoVirjiniaAlakaraboFiteny hebreoNikaragoaAnjara asa (fitsipiteny)Mahmoud AbbasMouhammad al-BoukhârîJava AfovoanyMagiara (vahoaka)TanalaKatsakaAdolphe ThiersAljeriaTaom-baovao sinoaMarylandBaianópolisJapanaPaska jiosyZanak' i IsraelyFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraJogailaAndriana🡆 More