Volana Hebreo Iara

Ny Iara dia volana faha-2 ao amin'ny tetiandro litorjika hebreo fa volana faha-8 kosa ivelan'ny fivavahana.

Amin'ny teny hebreo dia atap hoe אִייָר‎ na אִיָּר /ʾIyyār io volana io. Ity volana ity dia manitsaka ny volana Avrily sy May ka misy 29 andro. Talohan'ny fahababoan'ny Jiosy tany Babilona dia atao hoe Ziva (hebreo: זיו / Ziv) araka ny hita ao amin'ny Baiboly, ao amin'ny Boky voalohan'ny Mpanjaka (1Mpan. 6.1; 6.37).

Jereo koa

Tags:

Boky voalohan'ny MpanjakaFahababoana tany BabilonaFiteny hebreo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Ranavalona IIIRepoblika Entim-Bahoakan' i SinaZanabintanaISO 3166-1Georges AndriamanantenaPrôtestantismaFahazavanaTrombaRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)BrezilaMaritranoKabary tera-baoAterinetoISO 4217Andry RajoelinaAfrika AndrefanaFanalana faditraAsorotanyJimmy WalesFanekem-pinoana atanazianaFahavaratraWikipediaMalagasy (vahoaka)IslandyZon' olombelonaAsombolaOmbyTetiandro litorjikan'ny Eglizy katôlikaEjiptaSikidy malagasyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)1901FanatontoloanaTalataMetodismaKôngô-BrazzavilleFidangan' ny vidim-piainanaBibilavaMahafalyKalandrie sinoaMôsikaoFiteny kantôneyMayotteNorwegian Missionary SocietyTambintenyAFahaizana mamaky sy manoratraBôtsoanaFehezantenyRatsiraka DidierFokom-pirenen' i BenjaminaAndriamanitra (tokana)Nekô IIVintana (finoan-drazana malagasy)1964Hans Holbein le JeuneSômaliaVondrona EorôpeanaMelody TimeKatesizin' ny Fiangonana KatôlikaAlahasatyFikambanana Iraisam-pirenena ny FrankôfôniaFiangonana zandrinyFokom-pirenen' i IsakaraBenoà XVFivavahan-drazana malagasyFokom-pirenen' i EfraimaAmbaliha (Ambanja)JeôlôjiaAbdôna🡆 More