Brassicaceae

Ny Brassicaceae dia fianakavian-javamaniry ahitana karazany miisa 3 200.

Any amin' ny ila-bolantany avaratra no tena ahitana azy ireo maniry hoazy, na ambolena hahazoana menaka (ampiasaina amin' ny sakafo na amin' ny taozavatra), ho hanin' ny olombelona sy ny biby, na atao haingon-toerana. Anisan' ny zavamaniry ao amin' io fianakaviana io ny laisoa, ny nave, ny kôlza, ny sinapy, ny anandrano, sy ny maro hafa.

Brassicaceae

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanekem-pinoanaFiavian' i Kristy fanindroanyRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Sampy (malagasy)Fikambanan' ny Fifanarahan' i Atlantika AvaratraMiaramilaPete RoseLouis-Claude VincentFiteny anglisyFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraHermann LeyAndro TalohaSora-tanana tao Nag HammadiRobin WilliamsBrezilaAlahasatyLu'anMouhammad al-BoukhârîFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoGamal Abdel NasserDiana, Andriambavin'i ValesaSôkratyHoratio Herbert KitchenerWashington D.C.Tetiandro hebreoAdy Lehibe Voalohany1937Tarikh al-TabariAterinetoOld Town, MainePierre-Emerick AubameyangAfrika AfovoanyEnterprise, AlabamaFaritanin'i KrabiEvekaLalao OlimpikaBoky fahatelon' i HenôkaMa Ying-jeouTantaran' i Madagasikara292Sokatra maitsoGiuseppe VerdiParthénonRidley ScottAnimismaAsa16 FebroaryAC/DCISO 3166-1FahaleovantenaJohn AdamsAlahadin' ny Sampan-kazoVolamenaAdaoroOhabolanaAl-TirmidhiMosavy (finoana malagasy)JakartaNew JerseyRanomasimbe IndianaCape TownJava AndrefanaHypertext Markup LanguageMpisolo toerana (fitsipiteny)Usain BoltKajimirindraThe BeatlesAnjara asa (fitsipiteny)SorabeAngatra (aretina)Vassily Kandinsky🡆 More