Boky Faharoan' Ny Mekabiana

Ny Boky faharoan'ny Mekabiana dia boky hita ao amin'ny Baibolin'ny Fiangonana ortodoksa etiopiana.

Deoterokanonika izy ao amin'io Baiboly io fa apokrifa kosa ho an'ny Katolika sy ny Ortodoksa hafa ary pseodepigrafa ho an'ny Protestanta.

Manomboka amin'izao teny izao izy: "Taorian'ny nahitany ny Jiosy tao Mesopotamia siriana". Ity boky ity dia mitantara fa ny mpanjakan'i Moaba atao hoe Mekabisy (Meqabis) dia niady tamin'i Israely mba ho fanasaziana an'ity farany amin'ny fahotany. Taty aoriana dia nibebaka sady nianatra ny Lalàn'ny Andriamanitr'i Israely. Taorian'ny nahafatesany, ny mpanjaka nandimby azy atao hoe Tsirotsaidàna, dia nampiditra ny fanompoan-tsampy sady nandoro ny zanak'i Mekabisy.

Misy toko 22 ny Boky faharoan'ny Mekabiana.

Jereo koa:

Tags:

Apokrifan'ny BaibolyBaiboly ortodoksaBoky deoterokanonikaBoky faharoan'ny MekabianaPseodepigrafa (protetantisma)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Nosy EuropaRoandaVilleauVietnamyEtazoniaFiteny kantôney1940BaraÉmile NouguierConstantin von TischendorfJôba\Hiram-pirenena1Makoa (malagasy)1872SonyZiva1899Sarivongan'ny FahafahanaNikola Teslaeqb58AndriantsolyAhidamboFiraisan' ny Repoblika Sôsialista SôvietikaPaul CuissetKabary am-panambadianaVTolotra Ratefy90FamadihanaDidy jadonaZ19 MartsaRArthur RimbaudNepalyFokon' i IsraelyJulianne Moore2022199518961969OlombelonaAjaxMozika malagasyAmbositra IIDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)JodaismaAndrianampoinimerinaAndriamaneloTetiandro etiopianaLisitry ny filohan' i MadagasikaraPlayStation Portable8 AogositraFamoranaBokin' i DanielaSolomon Caesar MalanRazana (finoana malagasy)CroesusTratrasoaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenena1942Levita1973Paska jiosyBoky ara-tantara (Baiboly)🡆 More