Andilan-Dranomasin' I Tiran

Ny Andilan-dranomasin' i Tiran dia andilan-dranomasina voaforona ranomasina tery, sahabo ho 13 km ny sakany, eo anelanelan' i Sinay (Ejipta) any andrefana sy ny Saikanosin' i Arabia (Arabia Saodita) any atsinanana.

Izy io no mifehy ny fidirana avy ao atsimo mankany amin' ny Hoalan' i Aqaba, avy any amin' ny Ranomasina Mena.

Andilan-Dranomasin' I Tiran
Ny Andilan-dranomasin' i Tiran

Ity andilan-dranomasina ity dia nahazo ny anarany avy amin' ny nosy Tiran, nosy saodiana any amin' ny farany atsimon' ny Hoalan' i Aqaba, izay nananganan' ny Multinational Force and Observers toeram-panaraha-maso, mba hiantohana ny fahalalahana mivezivezy ao amin' ilay andilan-dranomasina.

Jereo koa

Tags:

Arabia SaoditaHoalan' i AqabaRanomasina MenaSaikanosin' i ArabiaTany efitr' i Sinay

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

BarbadyJoliet, IllinoisTerakaFanjakan' ImerinaTetiandro iranianaFiarakodiaJules VerneAlahasatyFoko eto MadagasikaraMakoa (malagasy)Tantaran'i Madagasikara1839ÔseaniaEmpira Ôtômàna1868Gazy karbonikaAndriamasinavalonaJonathan FrakesKalandrie hindoaGuiyangRemi De PuydtAtibaiaFanandroana malagasyRaVazimbaAfrika AtsimoFanavakavahanaKharkivFlexbourg1942Azia Atsimo-AtsinananaFiteny siriakaHaintanyUAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaWashingtonMashhadÔksizeninaSafodrano12 JanoaryMicrosoft OfficeApôstôly roa ambin' ny foloFakaBazaugesHaikintana19812014Herinandro MasinaLuc-ArmauKretaMari-panaTolom-bahoaka tamin' ny 19472Fiteny malaySeti IKolontsaina malagasyFiangonana Loterana Malagasy1900AntesakaDanemarka1855Isaia (mpaminany)Seha-pihariana voalohany.idK24PôliteismaFakam-panahyNoidanFebroaryTaompoloVaryFinlandyTanalaPhiladelphiaMouchinBiôgrafia🡆 More