Tsingy Maroc

I.

Fotoana niforonany sy ny momba azy

Tsingy Maroc



          Toro-lalana (plan)

              • I. Fotoana niforonany sy ny momba azy (TSINGY)
              • II.Sary famantarana (Logo TSINGY)
              • III.Ireo Mpikambana (TSINGY):
              • IV.Fomba fitantanana (TSINGY):
              • V.Ireo Mpitantana nifandimby (TSINGY):
              • VI.Fidiram-bola (TSINGY)
              • VII.Fifandraisana (Contact TSINGY)
              • VIII.Fitsipi-pifehezana sy sata mifehy (règlements intérieurs et statut TSINGY)
              • Rohy (Liens)
                  Madagascar
                  Maroc
                  AMCI
                  Écoles et Études
                  Radios et télévisions




Ireo mpianatra Malagasy teto Maraoka dia nanapa-kevitra fa hatsangana ny fikambanana Tsingy mba hanamafisana ny « fihavanana malagasy » sy noho ny fahatsapana fa ilaina ny firaisan-kina mba hahafahana miaro ny tombotsoa'ny mpiray tanindrazana.
Ny taona 2006 no nifoha ny hevitra ary tsy niandry ela fa nandritra ny fialantsasatr’io taona io (ny volana aogositra) dia nodinihina ny sata mifehy ny fikambanana. Tsy moramora no nandrafitra azy io tamin’izany satria saika isan’andro dia nisy ny fivoriana nandinihana amin’ny antsipiriany ireo toko sy andininy ary andalana tsirairay.
Nandritry ny fivoriam-be ny 28 aogositra 2006 dia nody ventiny ny rano natsakaina ka nitsangana tamin’ny fomba ofisialy ny fikambanana TSINGY izay ivondronan’ny mpianatra sy mpiofana Malagasy rehetra eto Maroc.
Voalaza ao anatin’izany sata izany fa ny fikambanana TSINGY dia mandàla ny firaisankina, demokratika, tsy manao pôlitika, manaja ny fahasamihafana ara-poko, ara-pinoana sy ara-pivavahana. Mba hahatanteraka ireo tetika ireo dia tsy mifandray amin’ny fikambanana pôlitika, ara-poko, ara-pinoana sy ara-pivavahana ny TSINGY.

        Tanjona efatra (4) no voafaritra fa hiandraiketan’ny fikambanana dia:
            • Fianarana sy fiofanana
            • Sosialy
            • Kolotoraly
            • Fanatajaha-tena


II.Sary famantarana (Logo):

Ny taona 2009 dia nalefa ny fifanintsanana masina ho an’ireo mpikambana mana-talenta amin’ny sary mba hahafahana mifidy ny sary famantarana mendrika indrindra.
Ny 02 Octobra 2009 no nolazaina ampahibemaso fa ny sary famantarana izay noforonin’ Andriamatoa Emmanuel RANDRIAMAHAY (4ème année ENSAM Meknès tamin’izany fotoana izany) no lany tamin’ireo sary maro be nifaninana, ary nahazo ny laharana faharoa kosa ny sary famantarana noforonin’ny Ramatoakely Fidy FANIRIATSOA (Ingénieur AMESAM agadir).



      logo de l'association Tsingy Maroc amélioré à partir de 2019
      Sary famantarana ny fikambanana Tsingy Maroc
                                          Indro ny sary famantarana voafidy:



III.Ireo Mpikambana:

Araky ny voalazan’ny sata dia mpikambana avokoa ireo mpianatra sy mpiofana Malagasy eto Maroc raha manaraka ireto fepetra ireto:

      -Manaja ny sata mifehy
      -Manana karatra maha pikambana ara-dalana sy tsy lany daty.
      -Mandoa ara-dalana ny latsakeboka
      -Ara-dalana eo imason’ny fanjakana Marokanina
      -Mandray anjara ami’nireo hetsika izay karakarain’ny fikambanana ka mampiseho ny hatsaran’ny fikambanana sy i Madagasikara.

Hatramin’ny taona 2006 no mankaty dia nitombo tsy ankijanona ny isan’ny mpianatra sy mpiofana tonga teto Maroc. Ny fanjakana Malagasy koa moa, araky ny fifanarahany tamin’ny fanjakana Marôkanina dia mandefa mpianatra manodidina ny 20 sy 25 eo isan-taona. 34 teo ho eo ny isa niatombohana ny taona 2006 raha toa ka fito (7) no isan'ny mpianatra andiany voalohany tonga teto Maraoka ny taona 2004.

    - Ny Alakamisy faha 14 ny volana novambra 2013 tamin'ny 12 ora sy 20 minitra no tonga teto Maroc ny andiany fahafolo amin'ny mpianatra voaray hanohy fianarana eto an-toerana, 24 no isan'izy ireo tamin'izany. Ireto manaraka ireto ny fitsinjarana isaky ny faritra:
        • 10 Tanger;
        • 8 Marrakech;
        • 4 El Jadida;
        • 2 Rabat


IV.Fomba fitantanana:


      Ny fikambanana dia manaja izao fomba fitantanana izao:
        -Ny fivoriam-be: izay ivondronan’ny mpikambana rehetra tsy an-kanavaka ary manapaka ny teboka sarotra tapahina indrindra
        -Filankevi-pitondrana: Izay manara-maso sy mpiandry ny sata mifehy: misy ny andraikitry:
            • Ny filoha
            • Ny Sekretera mpiandraikitra ny resa-bola
            • Ny Sekretera mpiandraikitra ny kolotora, ny fanatanjaha-tena ary ny fialam-boly
            • Ny Sekretera mpiandraikitra ny fampitam-baovao.
        -Ny birao mpanatanteraka: Misy ny andraikitry
            • Ny Sekretera Jeneraly
            • Ny Sekretera Jeneraly Mpanampy
            • Ny mpitam-bola
            • Ny mpiandraikitra ny kolotora, ny fanatanjaha-tena ary ny fialamboly
            • Ny Mpitan-tsoratra
        -Ny birao isam-paritra: Misy ny andraikitry
            • Ny filoha ny faritra
            • Ny mpitam-bola
            • Ny mpanara-maso vola
            • Ny Mpitan-tsoratra


V.Ireo Mpitantana nifandimby:

      NB: Ny taona 2004 no nahatongavan’ny mpianatra Malagasy andiany voalohany teto Maraoka.
        2006 – 2007
            -Bureau exécutif
                  -Rinah ANDRIANIRINA (SG) : ENA, Rabat
                  -Sitraka SOANDRO (Secrétaire): Étude Anglaise, Rabat
                  -Princy RATELOARISON (SGA): ENCG, Agadir
                  -Andronic BOANARIJESY (Trésorier): FST, Tanger
                  -Stassia RAZAFIMIHARISOA (Chargé des affaires culturelles et sportives) : ENSA, Tanger


            -Rojovola Jonah RATSIMBAZAFIHARIJAONA (Commissaire au compte) : Droit, Fès


            -Conseil Consultatif
                  -Hajarisoa Marc RADOMAHALEO (Président) : ENA, Rabat
                  -Rame Kara IAVILISY (Secrétaire Chargé des affaires informatives) : Médecine, Casablanca
                  -Ekenary Tahirilala RANDRIAMBOLOLONA (Secrétaire chargé des affaires culturelles, sportives et de loisirs) : ENSAM, Meknes
                  -Rodlish TSIAHOANY (Secrétaire chargé des affaires financières) : Économie, Settat


        2007 – 2008
            -Bureau exécutif
                  -Rinah ANDRIANIRINA (SG) : ENA, Rabat
                  -Sitraka SOANDRO (Secrétaire): Étude Anglaise, Rabat
                  -Princy RATELOARISON (SGA): ENCG, Agadir
                  -Andronic BOANARIJESY (Trésorier): FST, Tanger
                  -Stassia RAZAFIMIHARISOA (Chargé des affaires culturelles et sportives) : ENSA, Tanger


            -Rojovola Jonah RATSIMBAZAFIHARIJAONA (Commissaire au compte) : Droit, Fès


            -Conseil Consultatif
                  -Hajarisoa Marc RADOMAHALEO (Président) : ENA, Rabat
                  -Rojosoa FINARITRA (Secrétaire Chargé des affaires informatives) : Médecine, Casablanca
                  -Rodlish TSIAHOANY (Secrétaire chargé des affaires financières) : Économie, Settat


        2008 – 2009
            -Bureau exécutif
                  -Hajarisoa Marc RADOMAHALEO (SG) : ENA, Rabat
                  -Astride SOARISETRA (secrétaire) : Droit, Fès
                  -Andronic BOANARIJESY (SGA): ENSA, Agadir
                  -José Johnny RANDRIAMAMPIONONA (Chargé des affaires culturelles et sportives) : ENSA, Tanger
                  -Rojovola Jonah RATSIMBAZAFIHARIJAONA (trésorière) : Droit, Rabat


            -Dieudonné Omar MANALAHY (Commissaire au compte) : Gestion, Rabat


            -Conseil Consultatif
                  -Tolotra Maedera RABENIARIVO (Président) : Droit, Settat
                  -Rojosoa FINARITRA (Secrétaire Chargé des affaires informatives) : Médecine, Casablanca
                  -Herinandrasana Euloge RABEHAVANA (Secrétaire chargé des affaires culturelles, sportives et de loisirs) : Biologie, Rabat
                  -Nanja ANDRIANTSIVAHINY (Secrétaire chargé des affaires financières): ENSA, Oujda


        2009 – 2010
            -Bureau exécutif
                  -Marius RAKOTONDRAMANGA (SG) : Math Info, Rabat
                  -Iantsa Annah RAZOARINIAINA (Secrétaire) : Pharmacie, Rabat
                  -Aziz Akram ABDOULLA (SGA): Droit, Tanger
                  -Franklin RANDRIAMANANA (Trésorier): ENCG, Settat
                  -Marco TSARADIA (Chargé des affaires culturelles et sportives) : ENCG, Settat


            - ANDRIANAVOLY (Commissaire au compte) : FSJES, Oujda


            -Conseil Consultatif
                  -Tolotra Maedera RABENIARIVO (Président) : Droit, Settat
                  -Herinandrasana Euloge RABEHAVANA (Secrétaire chargé des affaires culturelles, sportives et de loisirs) : Biologie, Rabat


        2010 – 2011
            -Bureau exécutif
                  -Marius RAKOTONDRAMANGA (SG) : Master Spécialisé Mathématiques financières, Rabat
                  -Yasminah Josephine Harisoa HANITRALALAINA (Secrétaire) : IFCS, Rabat
                  -Mbolatiana Mamisoa RAOELINA (SGA) : FST, Mohammedia
                  -Jean Claude Rolland RABEMAHARAVO (trésorier) : ENA, Rabat
                  -José KATSIHA (Chargé des affaires culturelles et sportives) : ENCG, El Jadida


            -Conseil Consultatif
                  -Lalaina FANANTENANA (President) : Droit, Casablanca


NB : Ny 21 janvier 2011 dia nametra-pialana i Marius RAKOTONDRAMANGA ka nanolotra ny fitantanana ho an’i Mbolatiana Mamisoa RAOELINA izay Sekretera Jeneraly mpanampy azy ihany.

        2011 – 2012
            -Bureau exécutif
                  -Mbolatiana Mamisoa RAOELINA (SG) : FST, Mohammedia
                  -Yasminah Josephine Harisoa HANITRALALAINA (Secrétaire) : technicienne de laboratoire, Rabat
                  -Harilanto Nandrianina RAKOTOVAO (SGA): IAV, Rabat
                  -Itsikiantsoa RANDRIANANTENAINA (Trésorière): INPT, Rabat
                  -Tolotriniaina ANDRIAMBELOSON (Chargé des affaires culturelles et sportives) : ENSAM, Meknes.


            -Mandimbihery Anjaralova RAKOTONIRINA (Commissaire au compte) : LPEGC, Oujda


            -Conseil Consultatif
                  -Lalaina FANANTENANA (Président) : Droit, Casablanca


        2012 – 2013
            -Bureau exécutif
                  -Toky ARISILY (SG): IAV, Rabat
                  -Yasminah Josephine Harisoa HANITRALALAINA (Secrétaire): technicienne de laboratoire, Rabat
                  -Thierry Fanilo RANDRIAMANAMPY (SGA): Mohammedia
                  -Brenda Yvie VAHINY (Trésorière): Médecine, Rabat
                  -Andrianina RAJAONARIVELO (Chargé des affaires culturelles et sportives) : IAV, Rabat


            -Dietrich Tafaranitrinirina ROLAND (commissaire au compte) : ENCG, Tanger


            -Conseil Consultatif
                  -Iantsa Annah RAZOARINIAINA (Présidente) : Pharmacie, Rabat
                  -Sarah Mampionontsoa RAKOTONIRINA (Secrétaire Chargé des affaires informatives): IAV, Rabat
                  -Stella Patricia RAHAJAHARISOA (Secrétaire chargé des affaires culturelles, sportives et de loisirs) : Maths, Fès


        2013 – 2014
            -Bureau exécutif
                  -Rojovola Jonah RATSIMBAZAFIHARIJAONA (SG): Doctorat en droit, Rabat
                  -Johary RAZAKAMANANA (SGA) : Mohammedia
                  -Stella Patricia RAHAJARISOA (Trésorière) : ENSA, Kenitra
                  -Tokiniaina Flandrien RASOLONJATOVO (Chargé des affaires culturelles et sportives) : Droit, Tanger.


            -Aimé Mario PAO-AN (Commissaire au compte) : ENCG, El Jadida


            -Conseil Consultatif
                          Mandimbihery Anjaralova RAKOTONIRINA (Président) : Oujda Ny Harinavalona Alisoa RAVELONARIVO (Secrétaire chargé des affaires financières) : ENCG, Settat.

2019-2020

                  Bureau Exécutif
        • Secrétaire Général : HARENANTSOA HENRI REPIFY
        • Secrétaire Général Adjoint : MARO Nuxi
        • Chargé des Affaires Culturelles et Sportives : BEZANDRY Luciano Chan
        • Trésorière : BONARIJESY Djamie Miresse


VI.Fidiram-bola

        Araky ny voalazan’ny sata dia mizara efatra ny fidram-bolan’ny fikambanana :
            • Latsakemboky ny mpikambana
            • Fidiram-bola azo avy amin’ireo hetsika maro isankarazany izay mety hatao
            • Ny fanampiana avy any amin’ireo orinasa sy mpiara-miombona antoka
            • Ny fanomezana, ny fanampiana ary ny famindram-pananana ataon’ireo tsara sitrapo.
        Ireo vola rehetra azo avy amin’ireo dia tsy maintsy entina hanasoavana ny fikambanana sy ny mpikambana ao aminy.



VII.Fifandraisana (Contact)




VIII.Fitsipi-pifehezana sy sata mifehy (règlements intérieurs et statut)

Tsingy Maroc 
Fitsipi-pifehezana Tsingy (Teny malagasy)
Tsingy Maroc 
Reglement intérieur du Tsingy (en Français)


Tsingy Maroc 
Ny sata mifehy ny fikambanana Tsingy Maroc




JEREO KOA IRETO ROHY IRETO (liens)

            MADAGASIKARA


            MAROC



Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiangonana Ôrtôdôksa Kôptan' i AleksandriaSihanakaAziaFizahàn-tanyEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaVertonMadonnaAntemoroChennaiFaritra AnalanjirofoFampielezan-kevitraUsain BoltAnalakelyAdékanmi OlufadéHenryk KasperczakFamakafakana ny BaibolyGranges-sur-AubeAl-TirmidhiRichard I an'i AngleteraFandraisanaWikibolanaAngatra (aretina)Bezanozano1952DebianAbdellatif FellainiAC/DCEllwood City, PennsylvaniaFiteny indônezianaFiraisana ara-nofoPiFaritra AtsinananaKajimirindraAlahasatyMadagasikaraQueenMozilla FirefoxBoky faharoan' i HenôkaSiddhartha GautamaJiosy malagasyAdolphe ThiersJosip SkoblarSinôgramaAdy Lehibe VoalohanyDokuWikiCharles XIV John an'i SoedaSikidy malagasyWash West(2196) EllicottPuerto RealKerobimaAb BarRené DescartesAfrika AtsimoFrantsaJakartaMouthoumetMosesyOhabolanaKadurAndro TalohaInternet ExplorerMa Ying-jeouAostraliaCourçayKabary am-panambadianaLouis-Claude VincentFiteny anglisySatyajit RayBilbaoJesoa ara-tantaraMouhammad al-Boukhârî🡆 More