Soltàna

Ny soltàna dia anaram-boninahitra nisaloran' ny mpanjaka tamin' ny firenena miozolmana sasany hatramin' ny arivo taona any ho any.

Ny tany tapahin' ny soltàna dia atao hoe soltanata. Io anaram-boninahitra io no ambony indrindra aorian' ny kalifa. I Toghrul Bed (teraka tamin' ny taona 993 ary maty tamin' ny taona 1063), izay avy amin' ny dinastian' ny Seljokida no soltana voalohany tamin' ny taonjato faha-11. Nanjaka tao Bagdad izy teo anelanelan' ny taona 1038 sy 1063. Taorian' ny nahafatesan' i Toghrul Bed dia maro ireo mpanjaka miozolmana no nandray ny anaram-boninahitra hoe Soltàna, isan' izany ny soltànan' ny Empira seljokida sy ny soltànan' ny Empira ôtômana, ny soltànan' i Marôka, ary ny soltànan' i Kômôro.

Jereo koa

Tags:

BaghdadFanjakana ÔtômànaKalifaKômôroMarôkaSeljokidaSilamo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fiteny sanskrityKelsôsyLoksemborgaNupediaTantaran' i MadagasikaraAlikaÔlimpôsy (Torkia)Baiboly katôlikaAsidra dezôksiribôniokleikaLinus PaulingFaingo mihantonaAurangzebHendersonville, TennesseeTestamenta VaovaoFaritra eto MadagasikaraMôralyEdmund Burke633AntemoroSeiselyEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)Tovana (fitsipiteny)Toetanin-jana-pehin-tanyKanadaRaki-pahalalanaFaritra BoenyKôrà (zanak' i Esao)VirjiniaTanindrazana, Fahafahana, FandrosoanaMalagasy (vahoaka)AzerbaijànaRainay any an-danitraKinshasaLaîkaKantoBatismaEvanjely grikan' ny EjipsianaFiteny aostrônezianaWuhanEôna (gnôstisisma)Fiteny afrikansaFilaza mandidySoson-drivotraWayback MachineTanyVorombolaAfrika AfovoanyMadagasikara zanatany frantsayVazimbaEorôpaEpistily ho an' ny RômanaRanomasina MaintyWikimaniaFanatontoloanaFiarahamoninaFanambaràna Iraisam-Pirenena momba ny Zon' OlombelonaFiteny malaiô-pôlineziana andrefanaApôkalipsin' i StefanaFiainana ara-panahyAnjara (finoana)Adama sy EvaFiangonana zandrinyKameronaRongonyDavida (mpanjaka)(105416) 2000 QY161Tetiandro litorjika kristianaFiteny neerlandey'''Huguette Monestier'''🡆 More