Roanda-Orondy

I Roanda-Orondy dia isan'ny empiran'ny mpanjanatany alemàna tao Afrika, fitambaran'i Roanda sy Borondy ankehitriny, izay nomen'ny Fikambanan'ny Firenena ho eo ambany fiahian'i Belzika tamin'ny taona 1919 rehefa resy tamin'ny Ady Lehibe Voalohany I Alemaina.

I Belzika no nahazo fahefana hanjanaka azy ka tsy tapitra izany raha tsy tamin'ny nahazoan'i Roanda sy Borondy ny fahaleovan-tenany tamin'ny volana Jolay 1962. Atao hoe Ruanda Urundi izy amin'ny teny alemàna.

Roanda-Orondy

Jereo koa

Tags:

Ady Lehibe VoalohanyAfrikaAlemainaBelzikaBorondyFiteny alemànaRoanda

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Bootjack, KaliforniaBodismaBoky faharoan' i HenôkaAkira KurosawaAziaSacramento, KaliforniaEjipta tamin' ny Andro TalohaJimmy WalesFanagasianaHoala PersikaFaritry ny Farihy Lehibe (Afrika)IndôneziaTantaran' ny kristianismaJesoa ara-tantaraMuslim ibn al-HajjajAjmerFiteny anglisyWikibolanaJerôbôama IIWiki FoundationShoahZanahary (finoan-drazana malagasy)Antefasy1940Horatio Nelson1896Fady (malagasy)Fiteny atabaskanaThe SimpsonsAdékanmi OlufadéSiansaSavoaRepoblikaVolafotsyMarylandFabio CannavaroMakyBrezilaOmbyGaldakaoFiteny japôneyMianmaraAlahamadyTahitiHernán CrespoFamakafakana ny BaibolyMcCall, IdahoAntiziônismaWikiFanekem-pinoana apôstôlikaHenry IV, Emperora Romana MasinaAndro AntenatenanyHerinandro Masina26 SeptambraAnjelyKininina (zavamaniry)Mosavy (finoana malagasy)1964Joshua SchachterRindrankajy wikiVanin-teny1525KônfosianismaVertonTorkia485Banky Iraisam-Pirenena🡆 More