Petrakevitra Momba Ny Fananan' Ny Kasmiry Firazanana Jiosy

Ny petrakevitra momba ny fananan' ny Kasmiry firazanana jiosy dia mametraka fa ny Kasmiry na Kasmiriana na Kasmirita ao India sy Pakistàna dia taranaky ny foko folo very tao Israely.

I Al-Biruni, ilay manampahaizana miozolmana persana tamin' ny taonjato faha-11 no voalohany nanolo-kevitra ny amin' ny petrakevitra momba ny fisian' ny taranak' ireo foko verin' i Israely ao Kasimira. Araka ny filazan' i Al-Biruni, fahiny dia namela mpivahiny iray na roa hiditra ao amin' ny fireneny, indrindra ny Jiosy, ny vahoaka tao Kashmir, nefa amin' izao fotoana izao dia tsy omeny alalana ny Hindo izay tsy fantany manokana, indrindra fa ny olon-kafa.

I François Bernier, mpitsabo frantsy tamin' ny taonjato faha-17, sy i Sir Francis Younghusband, izay nizaha ity faritra ity tamin' ny taonjato faha-19, dia niresaka ny amin' ny ny toe-batana mifanahaka eo amin' ny Kasmiriana sy ny Jiosy , indrindra ny fihodirany mazava, ny orony somary lava, ny lohany somary mitovitovy .

I Baikunth Nath Sharga dia nilaza fa na dia misy aza ny fifanahafana eo amin' ny fiforonan-teny eo amin' ny anaram-pianakaviana kasimirita sy jiosy dia taranaka indô-ariana ny Pandit ao Kashmir, fa ny Jiosy kosa dia taranaka semita.

Jereo koa

Loharano

Tags:

Foko folo veryIndiaPakistàna

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AntemoroFiteny malagasy ôfisialyRajoelina Andry1938Old Town, MaineTeôlôjia dôgmatikaAmbohimangaBokin' ny SalamoKarim BenzemaAfrika AtsimoBootjack, KaliforniaWiki FoundationJúlio César BaptistaAmbositraIndiaVintana (finoan-drazana malagasy)MosesyYom KippurBezanozanoJeanne d'ArcAntiziônismaAlohotsyWash WestSahih al-BukhariJacques FrançoisTailandyOdyPete RoseHasina (zavamaniry)Hoala PersikaTolom-bahoaka tamin' ny 1947René GoscinnySorona masina1771Jodasy Iskariôta1391Faritanin'i KrabiAnganoAntesakaDavid PizarroGorontaloXherdan ShaqiriSevilaDušan BastaFiavian' i Kristy fanindroanyFabio CannavaroHoratio Herbert KitchenerFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraLisitry ny zavatra madinidinika 28001-29000Grisia TalohaRené DescartesArthur KrauseJeôgrafiaUNIXThe SimpsonsFotoanaKônfesyHypertext Markup LanguageArdècheJakartaSunan ibn MajahKleôpatra VIIFiraisan' ny Repoblika Sôsialista SôvietikaFilôzôfiaSiansaFaritra SavaAndro AntenatenanyBob FosseAsombolaAndrea FrezzaKônfosianismaBratislavaJava AndrefanaPaul GascoigneSaryAkoho🡆 More