Mohammad Ali Shah

I Mohammad Ali Shah na Mohammad Ali Shah Qajar dia shah iraniana nanomboka tamin' ny 8 Janoary 1907 ka hatramin' ny 16 Jolay 1909.

Teraka tamin' ny 21 Jona 1872 tao Amol izy ary maty tao Sanremo any Italia tamin' ny 8 Avrily 1925. Amin' ny teny persana izy dia atao hoe محمدعلی شاه قاجار.

Mohammad Ali Shah
Mohammad Ali Shah

Nanohitra ny lalàm-panorenana nankatoavina nandritra ny fitondran' ny rainy Mozaffar ed-Din Shah izy. Nandrava ny Antenimiera izy ary notohanan' i Rosia miaraka amin' ny brigady kôsaka. Na izany aza, nialana tamin' ny fitondrana izy ka ny zanany lahy Ahmad Shah Qadjar no nandimby azy, taorian' ny Revôlisiôna momba ny Lalàm-panorenana. Tsaroana ho mariky ny fitondrana jadona izy. Nisesitany tany Rosia izy ary tsy nahomby ny ezaka nataony hiverenana amn' ny fitondrana. Ny zanany lahy, Ahmad Shah Qadjar no mpandova farany ny tarana-mpanjaka Kajara.

Jereo koa

Tags:

Fiteny persanaItaliaĀmol

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

QaemiyehAtiq RahimiRepoblika Malagasy1982Trixie Gardner, Baroness Gardner of ParkesFiteny indônezianaSongosongoAbdellatif FellainiJean-Joseph RabeariveloSinôgramaGazetyPastona (vahoaka)Taratasin' i LentolosyHypertext Markup LanguageSalamon' i SalômônaPentateokaTrimôrfika PrôtenôiaFanalana faditraFiteny sanskrityFaritra Amoron' i ManiaZôdiakaKapveraTambintenyFaritany eto MadagasikaraMarovatoFiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraMerinaBaibolyFanahy MasinaThomas MannBola (jeômetria)SinaFivarotana andevoNAl-ShahrastaniLambamenaHazomanga1973KiboboAsir, IranAterinetoKatrafayVorombolaApôkrifan' i JakôbaJôbaTetiandro malagasyEpistily ho an' ny RômanaFiteny litoanianinaLôndônaBokin' ny FahendrenaKanônan' ny BaibolyVolana (fotoana)KôràThomas BevanAljeriaVazimbaBrécy, AisneTobilehibe AnkaramalazaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaFamoronana (finoana sy fedrà)Fiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoHossein SadaghianiFaritra SofiaFampielezam-peo FMHermann HesseJean NarivonyApôkrifan' i Joany1977Hasina (zavamaniry)Fiainana ara-panahyAdijady🡆 More