Furigana

Ny Furigana na Yomigana dia kana voasoratra eo akaiky ny kanji mba afataranan'ny fitenenana azy ; Satria afaka andraisana an-tsoratra daholo ny teny japônezy.

Furigana
Hiragana
Ny soratra ny teny Japonezy

Lahatsoratra fotony:
Soratra ny teny Japônezy

kanji (漢字) :

Fanamakiana on’yomi (音読み) sy kun’yomi (訓読み).


kana (仮名) :

Fampiasana manokana :


rōmaji :
  • Hepburn ;
  • kunrei-shiki ;
  • nippon-shiki ;
  • JSL ;
  • wāpuro rōmaji.

Aide à l’affichage

Anatiny soratra voasoratra ambony mihidina ambany, ny furigana misoratra any ankavananan'ny kanji

Anatiny soratra voasoratra any ankavanana mankany ankavia, ny furigana misoratra eo ambony ny kanji.

Fampiasana Furigana

Miasa mba ampiseo ny fitenenana'na kanji sarotra ny furigana. Io zavatra io dia miankin'amin'ny ankin-javatra maro : ny taonan'ilay mpamaky azy sy ny haambo ny kilasiny ; ny kanji izay mety voateny hoe "sarotra" anaty'na boky ho an'jaza (dia misy furigana izany) faha mora ananty boky na olon'dehibehy.

Mety miasa be ny furigana :

  • Anaty ny Boky ho an'ny olona tanora kely (manga, boky fianarana...)
  • Anaty ny Boky pedagôjika ho an'ny vahiny mianatra teny japônezy
  • Rehefa tsy anaty ny soramiasa 1.945 (Jōyō kanji) ny kanji.
  • Anaty anoàry (annuaire), satria tsy mitovy ny fiten'ny anaty ny anarana miteny japônezy

Oatra na Furigana :

  • ()()

Rohy Ivelany

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

AndrianampoinimerinaFifandraisan-davitraLes PaulZavaboaryLitorjiaIndiaHolatraSandam-bolaVezoFomban-drazanaTantaran' i EtazoniaAmpiposahana (faritra)ZahaEglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)EzraBokin' ny GenesisyBenjamin DisraeliFanalana faditraLe BouscatOraKolontsaina malagasyFivavahana eto MadagasikaravietnamyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôMeivazyFifohazana AnkaramalazaKabary tera-baoKolontsaina14 FebroaryRepoblika Fahefatra (Madagasikara)AndrianaModesto, KaliforniaNjakatianaMaleziaJapànaRégis Rajemisa RaolisonMôsikaoMassachusettsAdimizanaDagestànaCurrent eventsAntesakaLalitraLambo diaFitampohaMpampitohy (fitsipiteny)Tantaran' i MadagasikaraIsaia (mpaminany)Fifohazana FarihimenaTsirintenyAKristianisma eto MadagasikaraTobilehibeAntananarivoEtazoniaZanahary (finoan-drazana malagasy)Fanjakan' i Israely (mitambatra)AngleteraGerd GanteförAnatôliaVondrona EorôpeanaWikiBorondyBetsileoAsabotsyAndriamena🡆 More