Kanji

Mbola mety tsy vita na vita an-tàpany ity takelaka ity.

Kanji  
Ny soratra ny teny Japonezy

Lahatsoratra fotony:
Soratra ny teny Japônezy

kanji (漢字) :

Fanamakiana on’yomi (音読み) sy kun’yomi (訓読み).


kana (仮名) :

Fampiasana manokana :


rōmaji :
  • Hepburn ;
  • kunrei-shiki ;
  • nippon-shiki ;
  • JSL ;
  • wāpuro rōmaji.

Aide à l’affichage

Ny kanji dia fomba fandroratana iray amin'ilay telo fomba fandroratana Japônezy ; miarak'aminy Hiragana sy ny Katakana

Kanji
"Kanji"

Dika

Ny kanji (漢字 dika sinoa-japônezy ; hànzì aminy teny sinoa) dia sinograma (字) avy any aminy taona Han (漢) miasa aminy teny Japônezy ary voahindrana taminy Sinoa

Tantara

Ny Kanji ofisialy

Taminy fanombohanan'ny taonjato faha 20, nisy ny refôrma na tsipelina faha voasakan'ny mpitondra ilay izy, teo arinan'ny ady be faha 2 ny refôrma voa tena nisy.

Misy aloha ny refôrma eo amin'ny fampiasana soratra silabika ; tsy fônetika intsony sy dikany ; ny soratra miarak'aminy kana mampandray an-tsoratra ny teny japônezy ; afatsy ny zavatra gramatikaly monosilabika (silaby tokana), ny fehezanteny japonezy mety afaka raisana an-soratra raha manarak'aminy didy tsotra.

Nanaraka aveo ny refôrma ny kanji sy ny fampiasana azy. voateny ny lisitra ny kanji mihasa be ny tōyō kanji (当用漢字) manana lohavy miemirika sorakaliana 1850.

Tokony fantatran'ny mpianatra ny 886 amin'ireo rehefa mivoaka eo arinan'ny taona fianarana (mandritry ny 6 taona).

Nitsohorina ny sinograma maro. nihampy sinôgrama 92 ny tōyō kanji taminy 1951

Nisy refôrma afa nataon'ny ministera ny fianarana tao arinan'io.

Ny kanji taloha, ny kyūjitai (旧字体)

Misy kanji maro nisolo tareha oatra :

  • (こく) (kyujitai) = (こく)

Fampiasana

Famakiana sy ny fitenenana

famakiana On'yomi

famakiana Kun'yomi

Oatra

Fikilasiana

Isan'tsipika

Isa-pototeny

Ny mpiorina ny ankabiazan'ny kanji dia anaty ny isa-pototeny 214 :

Lisitry ny Kanji 214
Kanji   



1一 isa
2| kibay
3丶 teboka
4ノ
5乙 faharoa
6亅 andahy
7二 roa
8亠 ambony
9人 olona
10儿 tongotra
11入 mihiditra
12八 valo
13冂 mandinina
14冖 rakotra
15冫 ranomandry
16几 latabatra
17凵 miaty
18刀 antsy be
19力 hery
20勹 fehezana
21匕 sotro
22匚 boaty
23匸 boaty mafy
24十 folo
25卜 andriamanitra
26卩 sô
27厂 hantsambato
28厶 an'olona
29又 indray
30口 vava
31囗 fefy
32土 tany
33士 samoray
34夂 fahataràna
35夊 fahamedaina
36夕 ariva
37大 ngeza
38女 vehivavy
39子 zaza
40宀 tafo
41寸 posy (rafy)
42小 kely
43尢 fahasembanana
44尸 vatana
45屮 tsimoka
46山 tendrimoatra
47川,巛 renirano
48工 fitafiana
49己,巳 izao
50巾 lamba
51干 maina
52幺 manify kely
53广 tafo
54廴 fihetseana
55廾 rakitra
56弋
57弓 andohalambo
58彑 orona be
59彡 satroka, tana
60彳 lalana
61心 fo
62戈 lance
63戸 varavatana
64手 tanana
65支 ratsana
66攴,攵 kapola
67文 litera
68斗 hadity
69斤 famaky
70方 zotra, todika
71无,旡 tsy
72日 andro

73曰 miteny
74月 volana
75木 hazo
76欠 manaoka
77止 fijanonana
78歹 maty
79殳 basy
80毋,母 reny, tsia
81比 fampitovizana
82毛 volo
83氏 gropy
84气 rivotra, aina
85水 rano
86火 afo
87爪 hoa
88父 ray
89爻 fangaro
90爿 hazo vaky (ankavia)
91片 hazo vaky (ankavanana)
92牙 nify
93牛 biby fiompy
94犬 alika
95玄 haizina
96王,玉 firavaka
97瓜 melôna
98瓦 toily
99甘 mamy
100生 fiainana, fiterahana
101用 fampiasana
102田 tanim-bary
103疋 lamba
104病 aretina
105癶 battre des pieds
106白 fotsy
107皮 oditra
108皿 vilia
109目 maso
110矛 azo antsipy (fiadina)
111矢 tondro
112石 vato
113示 fomba
114禹 dia
115禾 salohy
116穴 lavaka
117立 mitsangana
118竹 bararata
119米 vary
120糸 fil
121缶 jarre
122网 tahon-dahimbony
123羊 ondry
124羽 volomborona
125老 fahanterana
126而 ihany koa
127耒 angadinomby
128耳 sofina
129聿 fitaovana fandokona
130肉 nofo
131臣 ministra
132自 ahy
133至 fivoazana
134臼 feta
135舌 lela
136舛 diso
137舟 sambo
138艮 tsy fanarahana
139色 loko
140艸 bozaka
141虍 tigra
142虫 kankana
143血 raha

144行 andeha
145衣 akanjo
146西 firakofana
147見 mijery
148角 tandroka
149言 teny
150谷 lohasaha
151豆 tsaramaso
152豕 kisoa
153豸 biby
154貝 korandrika
155赤 mena
156走 fifaninanana hazakazaka
157足 tongotra
158身 vatana
159車 fiara
160辛 masika (sakafo)
161辰 dragono (zôdiaka)
162辷 mandeha
163邑 fikambanana
164酉 jara
165釆 fisarahana
166里 tanàna kely
167金 via, volamena
168長 lava
169門 varavarana
170阜 tanety
171隷 tadiavina
172隹 vonona kely
173雨 orana
174青 manga
175非 fahandisoana
176面 lafy
177革 hoditra
178韋 hoditra
179韮 tongolo
180音 feo
181頁 loha, pejy
182風 rivotra
183飛 manidina
184食 mihinana
185首 loha
186香 fofona
187馬 sovaly
188骨 tolana
189高 ambony
190髟 sarindoa
191鬥 ady
192鬯 bozaka
193鬲 manana tongotra telo
194鬼 devoly
195魚 trondro
196鳥 vorona
197鹵 sira
198鹿 (cerf)
199麦 (blé)
200麻 (tady)
201黄 mavo
202黍 (millet)
203黒 mainty
204黹 fanjairana
205黽 saobakaka
206鼎 pichet à trois pied
207鼓 langoroany
208鼠 voalavo be
209鼻 orona
210斉 mitovitovy
211歯 nify
212龍竜dragon
213亀 sokatra
214龠 (flute)

Kilasy ny Kanji tokony fantatra any am'pianarana

Kanji ofisialy

Rohy ivelany

Tags:

Kanji DikaKanji TantaraKanji FampiasanaKanji Rohy ivelanyKanjiWikipedia:RequestForTranslation

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Henri RatsimbazafyRosiaMadagasikaraMerinaTobilehibe ManolotronyFifohazana ManolotronyLouis-Claude VincentNicole StottZanahary (finoan-drazana malagasy)Belo sur MerSoisaAmbatofahavaloAndriamanitra ZanakaArsevekaKabary am-panambadianaRioBaiboly prôtestanta amin' ny teny malagasyBokyLôndônaSingaporoTanindrazana, Fahafahana, Fandrosoana1385Tôgô16 DesambraVaryJean-Joseph RabeariveloMasoandroKantoRah-CkikyLahatraAsombolaAndrianamboninolonaantrasitaAurangzebRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)Akondro (voany)Fiombonan' ny Fiangonana Kristiana eto MadagasikaraFaritra eto MadagasikaraArabia SaoditavaingaMediaWikiOlombelonaNicolas MachiavelMikeaRianaratraFoxTrondroSahatavyLitorjiaKabary famangianaMartin Luther KingFihetseham-poForbesTakeo MikiDainvilleFiarahamoninaRepoblika Demôkratika MalagasyVolafotsyLondon Missionary SocietyWikipediaKôrea AtsimoSakramentaIrànaAndro faranyBoky voalohan' ny Mpanjaka🡆 More