Fiteny Kasmiry: Fiteny

Ny fiteny kasmiry dia fiteny ao India ao amin' ny sampana' ny fiteny indô-iraniana ao amin' ny fianakaviam-piteny indô-eorôpeana.

Tenenina ao Kashmir ny fiteny kasmiry sady soratana amin' ny tarehin-tsoratra arabo, izay tsy inona fa ny abidy arabo nasiam-panovana sady karazan' ny abidy persana, sahala amin' ny abidy ordo na ny devanagry. Taloha io fiteny io dia nosoratana tamin' ny abidy sarda (taonjato faha-8). Amin' ny fiteny kasmiry dia atao hoe کٲشُر / kạ̄šur na कॉशुर / kạ̄šur izy.

Jereo koa

Tags:

Abidy araboFiteny indô-eorôpeaninaFiteny indô-iranianaIndiaTarehin-tsoratra arabo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Famakafakana ny BaibolyFaritanin'i KrabiÔseaniaUrmia (farihy)Tolom-bahoaka tamin' ny 1947Siansa ara-tsôsialyVassily KandinskyArabia Saodita10 MartsaAndrianaBilbaoVertonOkmulgee, OklahomaFoko eto MadagasikaraGore VidalMianmara26 SeptambraWikibolanaTaom-baovao malagasyKleôpatra VIIEokaristiaZiva1525BratislavaOnyJapànaCourçayLarreule, Pyrénées-AtlantiquesYom KippurKinanaFisoronana sy fanalana vintanaRepoblikaVirjiniaPierre-Emerick AubameyangMarylandFiteny indônezianaJodasy IskariôtaFidangan' ny vidim-piainanaMasoandroFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraDiana, Andriambavin'i Valesa16 FebroaryHaditaAbdellatif FellainiKatowiceFiteny hebreoAdaoroSatyajit RayPaska jiosyKalamaraFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraNashtifanAfrikaISO 4217VoronaIndôsinaHermann LeyFilazantsaran' i JodasyBootjack, KaliforniaPaskaEkaterina IIMouhammad al-Boukhârî1940DokuWikiZanahary (finoan-drazana malagasy)AmbohimangaAlakaosyJohn MajorFiloham-pirenena sy mpanjakan'i MadagasikaraLisitry ny zavatra madinidinika 28001-29000🡆 More