Fiteny Hebreon' Ny Misnà

Ny fiteny hebreon' ny Misnà na fiteny hebreo misnaika na fiteny hebreo misnika dia endriky ny fiteny hebreo mifanandrify amin' ny fotoana feran' ny taonjato volohany sy faha-5 taor.

J.K. izay mifanandrify koa amin' ny fotoan' ny Talmoda (taonjato faha-2 hatramin’ ny faha-5). Atao hoe "hebreo rabinika" na "fitenin' ny Olon-kendry" koa ity fiteny ity. Fiteny nampiasaina tamin' ny fiainana andavanandro sy tao amin' ny literatiora jiosy izy io, araka ny hita amin' ny tahirin-tsoratra hitan' ny arkeôlôga tao Israely.

I Abraham Geiger no nanomboka nanao fanadihadiana ara-kaifiteny tamin' ireo tahirin-tsoratra ireo tamin' ny taona 1845. Ny fiteny hebreo misnika dia ahitana zava-baovao raha mitaha amin' ny fiteny hebreon' ny Baiboly izay taloha lavitra noho izy. Momba ny fandrafetana fehezanteny sy ny voambolana izany ka hita ireo teny nindramina tamin' ny fiteny nanjaka ara-pôlitika na ara-kolontsaina tamin' izany fotoana izany, dia ny fiteny arameana sy grika ary persàna.

Jereo koa

Tags:

ArkeôlôjiaFiteny hebreoIsraelyTalmoda

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Pôlinezia Frantsay1964Pierre-Emerick AubameyangHindoismaRazana (finoana malagasy)JapànaAb BarVirijiny (antokon-kintana)James RumbaughFanandroana malagasySunan ibn MajahSorabePete RoseDurrësTendro satrokaIràkaJiosy malagasyAjmerJa'far al-SâdiqGineaSavoaGorontaloNeptonaFiteny atabaskanaAntefasySiramamyKabary am-panambadianaISO 3166-1WikipediaEsenianaLouis-Claude VincentAnjara asa (fitsipiteny)Ejipta tamin' ny Andro TalohaAndrianaFitampohaKatôlisismaMatyMa Ying-jeouEtona voajanaharyAntambahoakaThomas MoreShāhīn DezhVirjiniaRajoelina AndryLoza folo tao EgiptaGeorge Frideric HandelAirbus A380Darko LazovićJohn AdamsYom KippurEzequiel LavezziAmpiposahana (faritra)Tetiandro hebreoAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaLarreule, Pyrénées-AtlantiquesAuburn, AlabamaRepoblikaEmperora CixiAogostino avy any HipônaRSSFiraisana ara-nofoJacques FrançoisStatistikaRanomasimbe IndianaFoko eto MadagasikaraSão José da VarginhaVolafotsyEjipta tamin'ny Andro Taloha🡆 More