Fiaran' Ny Fanekena

Ny Fiaran' ny fanekena dia ilay vata nitahirizana ny Didy folo nomena an' i Mosesy (na Môizy) teo amin' ny tendrombohitra Sinay (na Sinaia), araka ny voalaza ao amin' ny Baiboly (Deoterônômia 10.3-5).

Amin' ny teny hebreo dia atao hoe אֲרוֹן הָעֵדוּת / Aron ha'Edout izay midika hoe "fiaran' ny fijoroana vavolombelona" na "vatan' ny fijoroana vavolombelona" ny Fiaran' ny fanekana.

Fiaran' Ny Fanekena
Sarin' ny Fiaran' ny fanekena ao amin' ny Royal Arch Room of the George Washington Masonic National Memorial. Sary nalain' i Ben Schumin tamlin' ny taona 2006.

Io vata io dia manana endrika kilavalava sady voarakotra volamena. Ny tampony dia misy sarin-kerobima roa, ka heverina ho sahala amin' ny sezafiandrianana, fitoeran' Andriamanitra eto an-tany (Eksôdosy 25.22). Napetraka tao an-tempolin' i Jerosalema ao amin' ilay efitra atao hoe "Masin' ny masina" na "Masina indrindra" ny Fiaran' ny fanekena (1Mpanjaka 8.1-8).

Tags:

BaibolyDidy FoloMosesyTendrombohitra Sinay (Baiboly)Teny hebreo

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

MosesyNupediaMpisolo fotoanaWashingtonFianakaviam-pitenyFaritra eto MadagasikaraBaiboly katôlikaDemôkrasiaLaîkaRongonyPennsylvaniaViennaLloyd KaufmanHasina (zavamaniry)TongotraWiki FoundationAziaAzerbaijànaSakalavaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaAntefasyRajoelina AndryRoger ByrneZavamaniry29 JanoaryZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaHasina (hery tsy hita maso)FahasalamanaVolanaMenalambaIndiaSinôgrama(106689) 2000 WW157ZanadralamboArjentinaRepoblika MalagasyEsôterismaTobilehibeFahitalavitraThomas BevanFaritra Amoron' i ManiaHijraAndriamanitra (tokana)Hossein SadaghianiArthur C. Clarke19 AogositraTrixie Gardner, Baroness Gardner of ParkesFirenenaRasendrasoaEndolzansyAlbania28 MartsaFiteny antankaranaQTsimihetyFiteny hindỳJeanne MoreauPoaceaeJapànaNinheiraEnzo FerrariAbraham TrembleyVoninahitra (fivavahana)Georges AndriamanantenaMadagasikara zanatany frantsayAtiq RahimiRuhollah KhomeiniMayotteWikipediaEorôpa AndrefanaForyNorman Borlaug🡆 More