Zavamaniry Fany

Ny fany na fano dia karazan-javamaniry sahala amin' ny akasia izay fanamboarana zava-maneno toy ny lokanga, ny voany dia matetika ampiasaina amin' ny sikidy.

Heverina fa hazo masina izy, ka matetika nambolena tamin' ny toeram-ponenan' ny mpanjaka.

Zavamaniry Fany
Entanda africana

Ny voany dia ampiasaina amin' ny sikidy malagasy. Amin' ny siansa dia misy karazany maro ny zavamaniry antsoina amin' ny teny malagasy hoe fano, dia ny Entada chrysostachys.

Tags:

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Ady Mangatsiaka633SoedaAdy Lehibe FaharoaFiteny neerlandey1993Edmund BurkeAdijadyPennsylvaniaApôkrifan' i JoanyApôkalipsy kôptan' i PaolyKômôroTetiandroBernard Renau d'EliçagarayAljeriaTantaraTorkiaBahaismaKônsily Vatikàna IIArabia SaoditaEvanjely grikan' ny EjipsianaWMediaWikiMulbagalTestamenta VaovaoNizeriàEvanjelin' ny Roa ambin' ny FoloKôntinentaHebreo (vahoaka)FamoranaFiteny rosianaKanadaAntefasySodànaVorombolaFanandroanaZairaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôFanonganam-panjakanaFady (malagasy)Volahavana GermaineLôndônaZavamaniryFiteny fôrmôzanaFiteny litoanianinaRanavalona IIÔbadiaRepoblika Demokratika MalagasySilamoFahasalamanaThomas MannErwin WurmSamuel RatanyFiteny araboZôdiaka(106689) 2000 WW1571923Filipina(105416) 2000 QY161Siméon RajaonaAdy an-tranoSaonjoSiansa1946Rajoelina AndryÔseaniaVarotraSakafoAurangzebAhidambo🡆 More