Famataranandro

Ny famantaranandro dia fitaovana manondro sy enti-mandrefy ny fotoana izay matetika milaza ny ora sy ny minitra ary ny segondra amin' ny fomba tsy tapaka.

Famataranandro
Famantaranandro

Ny famantaranandro mekanika dia misy sahazany (toy ny fanjaitra) izay mikisaka manondro ny ora sy ny minitra ary ny segondra mifanarakaraka (misy araka izany ny sahazakely sy ny sahazabe) ary manana tava ipetahan' ny tarehimarika (arabo na rômana) manondro ny ora (1 ka hatramin' ny 12, matetika elanelanin-teboka efatra isaky ny isa roa mifanarakarana mba hanondro ny minitra na ny segondra; indraindray koa manomboka amin' ny 1 ka miafara amin' ny 24, nefa mahalana izany). Mety hitambatra ivo iray ny sahazany telo, na mety hitokana ny an' ny segondra.

Famataranandro
Famantaranandro elektrônika

Ny famantaranandro elektrônika dia matetika tsy mametraka eo amin' ny tavany afa-tsy ny tarehimarika manondro ny ora sy ny minitra (miampy ny segondra indraindray) elanelanin-teboka roa.

Famataranandro
Famantaranandro atao amin' ny tanana

Misy amin' ny famantaranandro ny apetaka amin' ny rindrin-trano, misy ny apetraka ambony latabatra, ary misy ny atao amin' ny haton-tanana.

Tags:

FotoanaMinitra (fotoana)OraSegondra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Anaran'ny mponinaTantaraIndiaLisitry ny gazety ao MadagasikaraNôvambraKolontsaina malagasyMain PageKabary famangianaAndrianaMediaWikiWiki2020Bokin' i IsaiaFiteny tiorkaAsa AkiraKolontsainaDistrikan'i MaintiranoTsimihetyGoaikaIngosetiaFilôzôfiaLVatosoaJohn DaltonWilliam III an'i AngleteraTolom-bahoaka tamin' ny 1947Le BouscatFokom-pirenen' i IsraelyMpamari-toetraFototenyKilamba-KiaxiFanahy (kolontsaina malagasy)Kabary tera-baoAnanaAdimizanaKongonaHarin-karena faobeFiteny kreôly haisianina1910GoogleAlemainaFiangonana Loterana MalagasySakalavaZambiaWiki CommonsFaritra AndroyArama (faritra)Santa-Vinsanta-sy-GrenadinaEtazonia\Fiteny betsileoTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôZanahary (finoan-drazana malagasy)Tarehin-tsoratra araboOhabolanaAljeriaHavatsa-UPEMFifohazana AnkaramalazaKanaana (faritra)AlakaraboSiddhartha GautamaBorondyBiôgrafiaAdy Lehibe FaharoaAterinetoDidy FoloRepoblikan' i Madagasikara (1992-2009)AntananarivoAratraTenerife🡆 More