Cap Diego

I Cap Diego dia saikinosy any avaratr' i Madagasikara izay mandroso avy any andrefana mankany afovoan' ny helodranon' i Diego-Suarez, izay mifandray amin' ny Ranomasimbe Indianina.

Izy io dia ao amin' ny Faritr' i Diana, ao amin' ny Faritanin' Antsiranana (Diego-Suarez). Eo afovoan' io saikinosy io no misy ny seranam-piaramanidina Andrakaka, naorin' ny Royal Air Force (frantsay) tamin' ny taona 1942. Feno renala tsy fahita firy ity toerana ity.

Jereo koa

Tags:

Diego-SuarezFaritanin' AntsirananaFaritra DianaMadagasikaraRanomasimbe IndianinaSaikanosyZaha

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

VolkanoFamoranaKafarnahomaOhabolanaFiteny tsy fantatraBaiboly katôlikaFilaza mandidyNosy KokyWikibolanaLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyJoany ApôstôlyFrederick BrooksMisiona Evanjelika Teratany eto MadagasikaraAntambahoakaReniranoFiteny rosianaMpisolo fotoanaWikipediaSaryRatsiraka Didier29 AprilyMary ShelleyFiteny kiniaroandaMarsa (fajiry)Jesoa araka ny kristianismaWordPressVarotraAntananarivo29 AogositraAndrianampoinimerinaIsaia (mpaminany)Tolom-bahoaka tamin' ny 1947Fakam-panahyTrombaNy Avana RamanantoaninaKanelinaPetra-kevitraBokin' i JôbaFitenim-paritra malagasyTolon' ny mpianatra malagasy tamin' ny 13 Mey 1972Matoan-kevitraGaliaPeter KrausTovo J'HayFindayRepoblika Demokratika Malagasy7 SeptambraFizaràn-taonaVezoVintana (finoan-drazana malagasy)AdijadyFilazam-potoana (fitsipiteny)SilamoFiteny grika talohaRajoelina AndryRaki-pahalalanaFiteny antemoroRepoblika Demôkratikan' i KôngôZon' olombelonaFaingo mihantonaFilôzôfiaRSSAnaran-tsamirerySingaporoOlombelonaXHasina (zavamaniry)Ubuntu1776Antanosy🡆 More