Asam-Pisoronan' Ny Mino Rehetra

Ny asam-pisoronan' ny mino rehetra dia ainga fototra ara-pivavahana ao amin' ny kristianisma izay manambara ny fitovian' ny olona rehetra vita batemy na batisa amin' ny asa famitana iraka hitory ny Evanjely na Filazantsara.

Ao amin' ny Epistily voalohany nosoratan' i Petera no ahitana izany (1Pet. 2.5). Isan' ireo ainga fototry ny fampianaran' ny Prôtestanta izany. Ny Fiangonana katôlika kosa dia miresaka ny amin' ny "asam-pisoronana iraisana". Nanandratra avo an' izany maha mpisorona ny mpino rehetra izany i Lotera, tsy amin' ny sehatry ny teôlôjia ihany fa amin' ny fandaminam-pitondram-piangonana koa.

Jereo koa

Tags:

BatemyEglizy katôlika rômaninaEpistily voalohany nosoratan'i PeteraEvanjelyKristianismaLoteraPrôtestantismaTeôlôjia

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Asa Akira28 MartsaMpisolo (fitsipiteny)Jorge GonzálezMounir Aziz DaoudAlahasatyDakota AtsimoJesoaKroazadaMpanoritraHabakabakaFanagasianaEdmund Burke30 St Mary AxeSongosongoNormandiaNTendrontanyHasinaArkôntikaFiteny antesakaAlahamadyHijraFahaleovantenaFameno (fitsipiteny)JodaismaPatrick Ebert1145Ny valanaretin'ny coronavirus eto MadagasikaraVintanaHendersonville, TennesseeFilazantsara araka an' i LiokaOnjam-peoFanonganam-panjakana24 MeyBernard Renau d'EliçagarayFiteny aostrônezianaSilamoHaitsikerafitenyAdy Lehibe VoalohanyWiki FoundationNosy Kanaria11 Novambra1910AntankaranaKabary famangianaMpampiana-dalànaAkademia MalagasyFady (malagasy)MosesySaretyFisoronana sy fanalana vintanaTobilehibe FarihimenaEorôpaBokin' i IsaiaRégis Rajemisa RaolisonWikipediaBokin' ny SalamoLôndônaFahaterahanaSoratra MasinaBootjack, KaliforniaMenalambaMozika malagasyWorcester, MassachusettsAurangzebAndriamanitra RayTantaran' i MadagasikaraFiteny neerlandeyDavida (mpanjaka)🡆 More