Eglizy Katôlika Rômanina

Ny Eglizy katôlika rômanina na Fiangonana katôlika dia fiangonana kristiana vokatry ny fisarahan' ilay atao hoe Fiangonana Lehibe tany aloha ho roa noho ny antony ara-pitondrana sy ara-teôlôjia, ka ny iray dia ny Fiangonana ôrtôdôksa.

Mizara roa lehibe ny Fiangonana katôlika dia ny Fiangonana katôlika tatsinanana sy ny Fiangonana Latina izay atao hoe koa Fiangonana katôlika rômana na Eglizy katôlika rômana (EKAR). Manakaiky ny fombam-pivavahan' ny Kristiana ôrtôdôksa ny Katôlika tatsinanana nefa manaiky ny fahefan' ny Papa.

Jereo koa:

Tags:

Fiangonana LatinaFiangonana LehibeFiangonana OrtodoksaFiangonana katolika tatsinananaPapa

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fanambadiana5 AprilyFoko eto MadagasikaraFambolenaKharg (nosy)ZavakantoÔksizenina1997FehezantenyDox (Jean Verdi Salomon Razakandrainy)GoogleTantaran' i MadagasikaraFanambaràna ny hevitry ny nofyPaskaRadama VoalohanyAngatra (lolo)SoisaFiangonana Jesosy Mamonjy1855Fifandraisan-davitraBirikyListrin'ny Farihy eto MadagasikaraOnjan-dranoPer Brinch HansenMosesy MaimonidaFanahy (kolontsaina malagasy)AndrianaDidy FoloAsorotanyMozilla FirefoxMahabad, IsfahanLisitry ny teny ampiasaina amin' ny haitenyTontolo iainanaKristianismaDavid N'GogAnaranaTetiandro gregôrianaBokin' ny SalamoPenguinHasina (zavamaniry)2006BiôgrafiaRivodozaFitsipi-pitenenanaAl-BiruniRôma TalohaAndron'ny TanySokajin-tenyISO 3166-1SabelioTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôSolombavambahoaka439ApôlinarismaMediaWiki1974Filazantsara1237UEglizy katôlika rômaninaWikipediaFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraDanilo GallinariOtrikaretinaRy Tanindrazanay malala ôSikidy malagasyFiteny alemànaZakaFanjanahantanyPaoly (apôstôly)Bretagne-d'ArmagnacAzerbaijànaFiangonana ôrtôdôksa tatsinanana🡆 More