Tambavy

Ny tambavy dia zavamaniry atao fanafodin-jazakely, araka ny fahaizana nentim-paharazana, sotroina na iandroana na ievohana.

Nivoatra ny hevitry ny teny hoe "tambavy" ka manondro ny zavamaniry atao fanafody na ho an-jaza na ho an' olon-dehibe, lasa mifangaro amin' ny hevitry ny hoe raokandro. Nalaza nandritra ny fotoana nampirongatra ny Covid-19 teto Madagasikara ny fampiasana ilay tambavy atao hoe Covid Organics na CVO.

Tags:

Covid OrganicsValanaretin' ny coronavirus eto Madagasikara

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Tokugawa IeyasuMatteo BobbiFrançois MitterrandChennaiFanasan-tongotra (fivavahana)Fampielezan-kevitraEkaterina IIAnalakelyVondrona EorôpeanaKalimantana AndrefanaFatidraFiangonana Loterana MalagasyBahaisma485Ejipta tamin'ny Andro TalohaAnjara (finoana)Gregor MendelPeròRanomasina MediteraneaMenalambaEpistily voalohany ho an' ny KôrintianaAngatra (aretina)Empira SasanidaTsinyAlahasatyTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôAogostino avy any HipônaRobin WilliamsLisitry ny firenenaMississaugaCasinoAl-NawawiHenryk KasperczakMuhammad al-BukhariOmbyKublai KhanMouthoumetFiraisana ara-nofoVolafotsyNatoralisma (filôzôfia)Kolontsaina malagasyCarentanMinneapolisGaldakaoVanin-tenyFiteny hebreoRajoelina AndryVintana (finoan-drazana malagasy)Zlatan IbrahimovićKabary am-panambadianaMohamady1981NeptonaMakyAbu Dawud al-SijistaniFanekem-pinoana apôstôlika1944FilôzôfiaRazana (finoana malagasy)Carl Gustav JungRobert StephensonFanambaràna ny hevitry ny nofyVoronaDebianHéctor ScaroneYom Kippur1952Sunan Abī DāwudZoma masinaISO 3166-1Famorana🡆 More