Haikoriam-Boanaratra Mpanova

Amin'ny haikoriam-boanaratra, ny mpanova dia mpanorina manova ny ny zitina ary ny rianaratra.

Izy io dia vita amin'ny alalan'ny antsody roa izay mifampita ny aratra amin'ny alalan'ny saha arak'andriamby vokatry ny fikorian'ny rianaratra anatin'ny tari-bin'ny antsody.

Haikoriam-Boanaratra Mpanova
Mpanova simbol
Haikoriam-Boanaratra Mpanova
Mpanova 230V/2x9V

Fiasa

Ny antsody dia tsy afaka mandray afatsy rianaratra miherina sao ho potiky ny hafanana vokatry ny fikorian'ny aratra ao anatin'ny tari-by. Ny antsody roa (na maro) ao anatin'ny mpanova dia ahafahana manova ny zitina ary ny herin-drianaratra avoakan'ny loharanon'aratra miherina. Mitovy kosa anefa ny hateti-piherinerenana. Kely ny angovo very amin'ny fanovana ka tsara ny fanovany.

Fahitana

I Michael Faraday sy Joseph Henry tamin'ny taona 1831 no nahita ny fototry ny «induction» arak'aratra. Fa i Faraday no voalohany namoaka ny tatitry ny traikefany ka lasa izy no heverina fa nahita azy.

Ny fifandraisan'ny hery elektrômôtrisy izay mitovy amin'ny zitina, sy ny fikoriana arak'andriamby dia voaraikitra ao anatin'ny lalàn'i Faraday izany hoe:

Haikoriam-Boanaratra Mpanova 

Izay ahitana an'i

  • Haikoriam-Boanaratra Mpanova  herin'ny zitina (refesina amin'ny volt)
  • Haikoriam-Boanaratra Mpanova  ny fikoriana arak'andriamby (refesina amin'ny weber)

Fandeha

Mpanova tonga lafatra

Haikoriam-Boanaratra Mpanova 
Mpanova tonga lafatra
Haikoriam-Boanaratra Mpanova 
Mpanova toroid
Haikoriam-Boanaratra Mpanova 
Mpanova 3f
Haikoriam-Boanaratra Mpanova 
Mpanova urban

Lazaina hoe tonga lafatra ilay izy satria tsy misy angovo very. Ampiasaina amin'ny fikajiana ireo mpanova tena misy izy io izay samihafa amin'ny tonga lafatra amin'ny fisiana tohitr'aratra haro isan-karazany.

Ny antsoina hoe N1 dia ny isan'ny horongoron'ny antsody voalohany L1 "idiran'ny aratra", ary N2 ny isan'ny horongoron'ny antsody faharoa L2 "ivoahan'ny aratra". Ny isa m dia ny ny tahan'i N2 sy N1:

Haikoriam-Boanaratra Mpanova 

Io taha io izay taham-panovana dia ahafahana mikajy ny zitina ho voarefy amin'i N2: Haikoriam-Boanaratra Mpanova . Araka io dia azontsika heverina koa fa : Haikoriam-Boanaratra Mpanova . Mikasika ny rianaratra kosa, ny kajy dia Haikoriam-Boanaratra Mpanova 

  • Ohatra: Raha N1 = 1000, dia N2 = 100, dia m = 0,1. Araka izany, raha 100V no zitina miherina ampiharina amin'i L1, dia ho 10V ny zitina hihatra amin'i L2. Raha ny rianaratra kosa, raha 10A no rianaratra tampody fohin'ny mpamatsin'i L1 dia ho 100A no ho rianaratra tampody am-pivoahan'i L2.

Jereo koa

Tags:

Haikoriam-Boanaratra Mpanova FiasaHaikoriam-Boanaratra Mpanova FahitanaHaikoriam-Boanaratra Mpanova FandehaHaikoriam-Boanaratra Mpanova Jereo koaHaikoriam-Boanaratra MpanovaHaikoriam-boanaratra

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Fizahàn-tany1981AdaoroSikidy malagasySavoaChennaiRobert StephensonMinneapolis1790Eglizy Katôlika Apôstôlika Rômanina (Madagasikara)GorontaloGineaAbu Dawud al-SijistaniFikomian' i Bar KokhbaKor'anyÔseaniaTantaran' i Madagasikara25 Martsa16 FebroaryPiAntemoroBatisaFabio CannavaroSodànaFiteny atabaskanaWiki CommonsAntefasyNikaragoaValladolidKalimantana AndrefanaCharles XIV John an'i SoedaHoratio Herbert KitchenerMuslim ibn al-HajjajAmbohimangaPaskaAfrika AtsimoWilliam III an'i AngleteraDisneyMississaugaGdańskAsaFanambadianaQueenNiassaKajimirindraGamal Abdel Nasser1391MontaubanFiteny jeôrjianaOmbyThe SimpsonsXherdan ShaqiriIràkaNeptonaEtona voajanaharyFiangonana Adventista Mitandrina ny Andro FahafitoMohamadyFitaovam-piadianaPrôtestantismaFanjakan' i MenabeZlatan IbrahimovićFaritra AtsinananaAndro TalohaFifandraisan-davitraAl-TabariKalamaraKublai KhanAllemant, Marne🡆 More