Hanokà

Ny Hanokà dia fety jiosy ahatsiarovana ny fitokanana indray ny alitara fanaovam-panatira tao amin' ny Tempoly faharoa ao Jerosalema, tamin' ny fiverenana amin' ny fanompoam-pivavahana jiosy, telo taona taorian' ny nandraran' i Antiôkôsy IV (Seleokida) an' izany.

Manomboka amin' ny 25 Kislev hatramin' ny 2 Tevet no anaovana ny fankalazana.

Hanokà
Jiro sivy rantsana an' ny Hanokà, atao hoe מנורת חנוכה / Menorat Hanukkah) amin' ny teny hebreo.

Atao hoe חג החנוכה / Hag ha-Hanukka "fetin' ny fanorenana" izany fety izany amin' ny teny hebreo.

Jereo koa

  • Fetim-pivavahana jiosy: Rosh ha-Shana ("fiantombohan' ny taona"); Yom Kippur ("andron' ny famelan-keloka"); Sukkot ("fetin' ny trano lay" na "fetin'ny tabernakely"); Shemini Atseret ("valo andro fivoriana"); Simkhat Torah ("hafaliana ny amin' ny Lalàna"); Khanukka ("fetin' ny fanorenana"); Tu bi-Shevat ("dimy ambin' ny folo andron' ny Shevat"); Purim; Pesakh (Paska jiosy); Shavuot ("herinandro").

Tags:

Antiôkôsy IV EpifanesyKisleva (volana hebreo)SeleokidaTempoly Faharoan' i JerosalemaTeveta (volana hebreo)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Adékanmi OlufadéArdèche1391Lisitry ny firenenaLalàmpanorenanaMaskareina (tamba-nosy)Fidangan' ny vidim-piainanaFandroahana fanahy ratsyBiôgrafiaFifandraisan-davitraFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraFiainan-tsi-hita (kristianisma)Ja'far al-SâdiqPuerto RealOniversiteFitsanganan' i Jesoa ho velonaTaom-baovao malagasyFanekem-pinoanaJakartaBarrett BladeAndro TalohaJapanaGaldakaoAraripeJogailaTantaran' ny Repoblika Demôkratikan' i KôngôEtona voajanaharyFampakaram-badyChennai1938MinneapolisEmpira SafavidaSorona masinaNatoralisma (filôzôfia)Hasina (zavamaniry)HerinandroJúlio César BaptistaAljeriaFisoronana sy fanalana vintanaOdyAbu Dawud al-SijistaniGrisia TalohaEmpira SasanidaFiteny hebreoAnjara asa (fitsipiteny)Frederick BrooksAziaFrançois MitterrandBaianópolisClarksville, TennesseeRetsilaKatsakaMadagasikaraRanomasimbe IndianaAlahasatyBoky faharoan' i HenôkaSinôgramaRichard I an'i AngleteraEvekaISO 4217Samuel Jacob KleinAntambahoakaPaskaEllwood City, PennsylvaniaMponina eto MadagasikaraAfrika AtsimoFanambadianaTarikh al-TabariHernán Crespo🡆 More