Filazantsaran' I Bartôlômeo

Ny Filazantsaran' i Bartôlômeo na Evanjelin' i Bartelemy dia lahatsoratra tsy hita ao amin' ny apôkrifan' ny Testamenta Vaovao, izay voatonona ao amin' ny loharano maro tany amboalohany.

Ity boky ity dia mety ho ny Fanontanian' i Bartôlômeo na ny Fitsanganan' i Jesoa Kristy tamin' ny maty (nosoratan' i Bartôlômeo), na samy tsy izy izy roa ireo boky ity.

Loharano tany amboalohany momba ny Filazantsaran' i Bartôlômeo

Ao amin’ ny sasin-tenin’ ny heviteny nataony momba an’ i Matio i Jerôma dia miresaka ny “Filazantsaran' i Bartôlômeo” iray ao anatin’ ireo filazantsara apôkrifa maro hafa.

Ny mpanoratra ny Decretum Gelasianum dia nampiditra "ireo Filazantsara amin' ny anaran' i Bartôlômeo" ao amin' ny lisitry ny soratra voaheloka na tsy azo ekena.

Jereo koa

Boky amin' ny anaran' i Bartôlômeo:

Tags:

Apôkrifan' ny Testamenta VaovaoFanontanian' i BartôlômeoFitsanganan' i Jesoa Kristy tamin' ny maty (nosoratan' i Bartôlômeo)

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Rajoelina AndryFrantsaGugnécourtCharles XIV John an'i SoedaFikambanan' ny Fifanarahan' i Atlantika AvaratraIsa miibaFrederick BrooksJohn MajorUsain BoltWikimaniaAlahadin' ny Sampan-kazoAntônio de Oliveira FilhoVoronaCarl Gustav JungVolafotsyBilbaoPiToliaraMahmoud AbbasHéctor ScaroneOnyFanekem-pinoanaTeôlôjiaArabia SaoditaInstagramOmbiasaPete RoseZanak' i IsraelyAndro AntenatenanyWikibolanaAraraquaraGregoriosy avy any NisaOniversitePeròRepoblika Fahefatra (Madagasikara)Joshua SchachterEkaterina IIWashington D.C.Britaina LehibePôlinezia FrantsayWikipediaMatyFiangonana Ôrtôdôksa Kôptan' i AleksandriaKalamaraSiansa ara-tsôsialyBatisaMponina eto MadagasikaraAl-NawawiMollasaniEmpira SafavidaPaskaSamuel Jacob KleinOld Town, MaineChennaiOmbyEjiptaSahih al-BukhariVanim-potoana kristianaVirjiniaAdimizanaJeôgrafiaTaom-baovao sinoaRazana (finoana malagasy)Michael JordanTafika an-tanetyKajimirindraFiteny atabaskanaVendée🡆 More