Aleksandra Avy Any Aleksandria

I Aleksandra avy any Aleksandria na Masindahy Aleksandra, izay patriarkan' i Aleksandria teo anelanelan' ny taona 313 sy 326 (na 328), dia teraka tamin' ny taona 250 izy ary maty tamin' ny 17 Avrily 326 (na 328).

Izy no nandimby an' i Akilasy avy any Aleksandria tamin' ny taona 313. I Aleksandra I avy any Aleksandria no papa faha-19. Nandritra ny naha patriarika azy dia niatrika olana maromaro ny Fiangonana. Anisan' izany ny datin' ny Paska sy ny fihetsik' i Meletiôsy avy any Likôpôlisy ary ny olana lehibe indrindra, dia ny arianisma. Izy no mpitarika ny fanoherana ny arianisma tao amin' ny Kônsily Voalohany tao Nikea. Izy koa no nanoro an' i Atanasiôsy avy any Aleksandria, mpandimby azy, izay ho lasa iray amin' ny Rain' ny Fiangonana. Ankalazaina isaky ny 29 Mey any Atsinanana ary isaky ny 26 Febroary any Andrefana ny fetiny.

Aleksandra Avy Any Aleksandria
Aleksandra any Aleksandria

Tags:

AleksandriaArianisma (teôlôjia)Atanasiôsy avy any AleksandriaKônsily voalohany tao NikeaPapaPaskaRain' ny Fiangonana

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ArdècheEmperora CixiSamuel Jacob KleinFriant, KaliforniaFiteny malagasy ôfisialyFizahàn-tanyRené GoscinnyAlexander HamiltonHoratio Herbert KitchenerFikomian' i Bar KokhbaISO 4217ToliaraAntambahoakaJa'far al-SâdiqUrmia (farihy)Tolom-bahoaka tamin' ny 194720 SeptambraMaskareina (tamba-nosy)Teôlôjia dôgmatikaJeanne d'ArcRobert StephensonBarrett BladeBaiboly amin' ny teny malagasyAuburn, AlabamaAntemoroFiangonana Loterana MalagasyFabio CannavaroFaritra SavaFizikaEugene, OregonFaritra AnalanjirofoFairmont, MinnesotaDonald TrumpCarentanZoma masinaFisoronana sy fanalana vintanaAl-NawawiMontaubanDavid FusterBilbaoVolamenaKalamaraEjipta tamin'ny Andro TalohaCamillo BensoMasoandroEzequiel LavezziISO 3166-1JavaKristianisma eto MadagasikaraMananasy (kaominina)MakyKônfosianismaAngatra (aretina)Epistily ho an' ny HebreoVanin-tenyAmerika Avaratra1937RSSMarumsco, VirginiaSokatra maitsoAb BarFiteny araboVintana (finoan-drazana malagasy)AmbositraSacramento, Kalifornia1944Antom-pisian'ny olonaAnganoAlahamadyLouisianaFitsanganan' i Jesoa ho velona🡆 More