Toetany Mediteraneana

Ny toetany mediteraneana dia karazana toetany antonony, izay miavaka noho ny fizaràn-taona fahavaratra mafana sy maina ary ny ririnina malefaka sy mando.

Tsy ny faritr' i Mediteranea sy ny manodidina ihany no manana io karazana toetany io fa faritra maro hafa koa. Ny sisiny andrefana amin' ny kôntinenta no manana izany toetany izany, izay manana maripana eo anelanelan' ny laharam-pehintany 30° sy 45° (California, faritra afovoany any Silia, faritra Cape Town ao Afrika Atsimo, faritra atsimo sy andrefana ao Aostralia).

Toetany Mediteraneana
Faritra manana toetany mediteraneana

Jereo koa

Tags:

Afrika AtsimoAostraliaCaliforniaFahavaratraMediteraneaSiliaToetany antonony

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

ISO 4217Abidy latinaTendrombohitraFitiavan-tanindrazanaBob KhannaAndriamanitra (tokana)Abdellatif FellainiAntesakaKilalaoFanasan' ny TompoSiliaTambintenyFaritra Atsimo-AtsinananaVoromailalaFivavahana eto MadagasikaraMerinaSakramenta ao amin' ny fiangonana katôlikaTantaran' i EtazoniaAlahamadyPentekôstaJimmy WalesKaody baraJTsirinteny sara-droaFokom-pirenen' i IsraelyHaihayTobim-pifohazanaAntankaranaBaiboly amin' ny teny malagasyElamaMpisolo tena (fitsipiteny)Ahidambo1940VoanihoTorkmenistànaFilistinaLalàmpanorenan' i MadagasikaraSamsônaZanatanin' i Madagasikara sy ny tany miankinaTalataCurrent eventsMarc RavalomananaEjiptaFahazavanaFanjakana MitambatraEmpira BizantinaFilipinaSiansaMenalambaHans Holbein le JeuneJainismaGregôrio IXDidy FoloKônfirmasiônaFilazam-potoana (fitsipiteny)VeliranoFiteny kantôneyKalandrie GregorianaAlakaosyPaiso (voany)Valanaretin' ny Covid 19 eto MadagasikaraSinaAzôtaKamerona🡆 More