Urbain Souchu De Rennefort

I Urbain Souchu de Rennefort dia mpitantan-draharaham-panjakana tao amin' ny fanjanahan-tany frantsay tamin' ny tapaky ny taonjato faha-17.

Niasa tao amin' ny Compagnie française des Indes orientales izy, dia namoaka boky roa izay nitantarany ny dia voalohany nokarakarain' ity orinasa ity tany faritra atsimo-andrefana amin' ny Ranomasimbe Indiana tamin' ny taona 1665. Anisan' nandray anjara tamin' izany dia izany izy, ka niaina nandritra ny volana vitsivitsy tao amin' ny zanatanin' i Fort-Dauphin, izay zanatany frantsay tany atsimon' i Madagasikara.

Tags:

MadagasikaraZanatanin' i Fort-Dauphin

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

Edmund BurkeZanamalataKiantenyBrécy, AisneFiteny rosianaAbidy Ara-drafipeo Iraisam-pirenenaGoogleGeorges AndriamanantenaSabelioHasina (zavamaniry)BôliviaFanjakana MitambatraAhidamboFivarotana andevoZanahary (finoan-drazana malagasy)Team Fortress 2Worcester, MassachusettsRabibyMulbagalSoratraWBibilavaFaritra Atsimo-AndrefanaFiteny bengalyFomban-drazana1977Evanjelin' ny Apôstôly Roa ambin' ny FoloHasinaÔbadia19 AogositraMpandrindra milinaJodaisma(104249) 2000 EQ136Roger ByrneAsorotanyArkôntikaAdy Lehibe VoalohanyMozika malagasyAFaritra SofiaPisaEvanjelin' ny Roa ambin' ny FoloRSSKôngô-Brazzaville(106689) 2000 WW157ArjentinaWashingtonRainilaiarivonyKabaryTaom-baovao malagasyIreneo avy any Logdanoma1923Asombola1870TeknôlôjiaDemôkrasiaRégis Rajemisa RaolisonFiangonana Protestanta Vaovao eto MadagasikaraArabia SaoditaWikiTendrontany11 NovambraMpamaritra (fitsipiteny)Andriamanitra (tokana)Wayback MachineZôdiakaSalamo faha-37AdijadyAlemainaFehezanteny🡆 More