Repoblikan' I Kôngô Pointe-Noire

I Pointe-Noire dia tanàna ao amin' ny tapany atsimo-andrefan' ny Repoblikan' i Kôngô, renivohi-paritra, miorina ao amin' ny morontsiraka atlantika ao amin' ny helodrano izay nahazoany ny anarany.

Izy no seranan-tsambo sady renivohitra ara-toekaren' io firenena io. Lalam-by no ifandraisany amin' i Brazzaville renivohitry ny Repoblikan' i Kôngô. Nisy mponina 1 158 331 i Pointe-Noire tamin' ny taona 2017.

Repoblikan' I Kôngô Pointe-Noire
Pointe-Noire

Tags:

BrazzavilleHelodranoRanomasimbe AtlantikaRepoblikan' i Kôngô

🔥 Trending searches on Wiki Malagasy:

FitampohaKadurKolontsaina malagasyLuca ToniAnaranaISO 4217Paul GreenCourçayMosesyGranges-sur-AubeFaritra SofiaMponina eto MadagasikaraPrôtestantismaKutub al-Sittah1944Alassane Dialy NdiayeMediaWikiRetsilaAndriana1937FrantsaIsa miibaSavoaKininina (zavamaniry)Michael JordanTarikh al-TabariJosip SkoblarMcCall, IdahoMahmoud AbbasFiteny hebreoFitiavanaKleôpatra VIIAlexandre Ier de RussieOhabolanaDebianJerôbôama IIAmbohimangaFotoanaCape TownSunan al-DaraqutniAljeriaGaldakaoVolana (fotoana)TsinyFampakaram-badyGiuseppe VerdiSodànaHerinandroSiansaChennaiTetiandro hebreoVanin-tenyAntiliaAziaEvolisionaVolamenaMianmaraIndiaWashington D.C.ZivaAmerika AvaratraFiangonan' i Jesoa Kristy eto MadagasikaraAndrea FrezzaTetiandro malagasyWikiLoza folo tao EgiptaFabio CannavaroKatowiceIbn Hajar al-AsqalaniDisneyAnetzFifandraisan-davitraIràkaMinneapolisBarrett Blade🡆 More